Liahona, Aprily 2014 Hafatra 4 Hafatra avy amin’ny Fiadidiana Voalohany: Vatofantsika Iray Miraikitra Mafy Nosoratan’ny Filoha Dieter F. Uchtdorf 7 Hafatra ho an’ny Famangiana Isan-tokantrano: Ny Asa Masina Nanirahana an’i Jesoa Kristy: Mpamonjy sy Mpanavotra Lahatsoratra Manokana 12 Tanan’ny Tompo Isika Nosoratan’i Neil K. Newell Asehon’ireo Olomasina avy any Brésil, Équateur, Philippines ary Russie ny dikan’ny hoe manompo ireo izay sahirana. 16 Mijoro ho Vavolombelona momba an’i Kristy Velona ireo Vavolombelona Manokana Mijoro ho vavolombelona momba ny Mpamonjy ireo mpikambana ao amin’ny Fiadidiana Voalohany sy ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo. 22 Araho ny Mpaminany Nataon’ny Loholona William R. Walker Tokony hianatra lesona dimy avy amin’ireo ohatra manokana nasehon’ny Filoha Thomas S. Monson isika. 26 Mpisava Lalana any amin’ny Tany Tsirairay: Philippines: Hery Ara-panahy eo amin’ireo Nosin-dranomasina Na dia eo aza ireo loza ara-boajanahary sy olana ara-toekarena any Philippines dia Vavolombelon’ny fivoarana mahatalanjona any ireo Olomasina. 32 Mampiasa ny Drafitry ny Famonjena mba Hamaliana Fanontaniana Nosoratan’i LaRene Porter Gaunt Ny drafitry ny famonjena dia afaka manampy antsika hamaly ny sasany amin’ireo fanontaniana fototra mikasika ny fiainana. Departemanta 8 Ireo Mpaminanin’ny Testamenta Taloha Mosesy 10 Ny Tokantranontsika, ny Fianakaviantsika Fito Andro Mandra-pahatonga ny Paska 36 Ny Feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany 80 Mandra-pihaonantsika Indray Mahita Fanantenana ao amin’ny Ho avy Nosoratan’i Stan Pugsley Ho an’ny Tanora 40 Raha Tsy Mibanjina Afa-tsy ny Voninahitro ny Masonareo Nosoratan’i Katherine Nelson sy i Heidi McConkie Mitaky zavatra bebe kokoa ankoatra ny fanaovana akanjo mifanaraka amin’ny tokony ho izy ny hoe olona maotina. 44 Toetoetran’ny Tanora mpitovo sy mpivady vao herotrerony Fiovam-po sy Fahafoizan-tena any Finlande Nosoratan’i Melissa Zenteno Ho an’ny Tanora 46 Lehilahy sy Vehivavy ao anatin’ny ny Asan’ny Tompo Nosoratan’ ny Loholona M. Russell Ballard Samy mila mahatakatra ireo fahamarinana momba ny anjara asan’ny vehivavy ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra ny lehilahy sy ny vehivavy. 50 Miomana mba Hanompo, Manompo mba Hiomana Nosoratan’i David L. Beck Hametraka ny fenitra arahana mandritra ny androm-piainanareo sisa ny asa fanompoan’ny Fisoronana Aharôna ataonareo. Toy izao izany. 53 Ilay Hery Hitahiana ny Olona Rehetra 54 Mitondra ireo Fitahiana Azo avy amin’ny Fisoronana ao An-tokantranonao Nosoratan’i Bonnie L. Oscarson Afaka mampiasa ny herin’ny fisoronana ianao mba hitahiana ny fianakavianao na lahy ianao na vavy ary na inona na inona toe-javatra iainanao. 56 Ny Fahatokian-tena avy amin’ny Fahamendrehana Nosoratan’ ny Loholona Jeffrey R. Holland Moa ve ianao manana fahatokian-tena ny hanaiky raha voantso mba hampiasa ny fisoronana? 60 Ny Vavahady sy ny Lalana 62 Fanontaniana sy Valiny Inona no tokony hataoko rehefa resahana any an-tsekoly ny lohahevitra iray izay mifanipaka amin’ny fampianaran’ny filazantsara, toy ny fanalan-jaza? 64 Marina sa Diso? Nosoratan’i David A. Edwards Ataovy ity kilalao ity dia ianaro bebe kokoa ny fomba handaingan’i Satana amintsika. Ho an’ny Ankizy 67 “Mora Be Izy Izany ry Dadabe!” Nosoratan’ny Loholona Enrique R. Falabella Tsy nieritreritra i Raquel hoe efa lehibe afaka mamaky ny Bokin’i Môrmôna izy. 68 Ny Fampanantenana nataon’i Porter Nosoratan’i Carole M. Stephens Nitandrina ny fanekempihavanany i Porter—ary tsy nahafantatra izany akory! 70 Mitondra ny Kilonga Mody Ny Fianakaviana no Ivon’ny Drafitry ny Ray any an-danitra Nosoratan’i Jan Taylor 72 Hevitra Tsara 73 Mamindra ilay Vato Nosoratan’ny Loholona Terence M. Vinson Te hanampy antsika hamaha ireo olantsika ny Tompo—na dia ireo kely indrindra aza. 74 Ireo Namana Manerana Izao Tontolo Izao Dria no anarako ary avy any Philippines aho 76 Ho an’ny Ankizy Madinika 81 Fampahafantarana ny Mpaminany Iray Howard W. Hunter Fanovozan-kevitra ho an’ny takarivan’ny mpianakavy