Fotoana Iray Manokana Hieritreretana an’i Jesoa Kristy Ny fivorian’ny fanasan’ny Tompo dia fotoana iray manokana natao hipetrahana amim-pahanginana sy hieritreretana ny Mpamonjy. I Jesoa dia natao batisa tao amin’ny renirano Jordana. Nanasitrana olona i Jesoa. Nitia ny ankizy i Jesoa. Nijaly sy maty ho antsika i Jesoa. Nitsangana tamin’ny maty i Jesoa ny marainan’ny Paska. Noho i Jesoa, isika koa dia ho velona indray! Ataovy sary eto ny tenanao na apetaho eto ny sarinao.