Liahona, Ôktôbra 2014 Hafatra 4 Hafatra avy amin’ny Fiadidiana Voalohany: Ny Vavaka Atao Amim-pinoana Nosoratan’ny Filoha Henry B. Eyring 7 Hafatra ho an’ny Famangiana Isan-tokantrano: Ny Asa Masina Nanirahana an’i Jesoa Kristy: Ilay Mofon’aina Lahatsoratra Manokana 14 Asa Fitoriana, Tantaram-pianakaviana ary Asa Atao any amin’ny Tempoly Nosoratan’ny Loholona David A. Bednar Mifameno ny fitoriana ny filazantsara sy ny fitadiavana ireo havantsika efa maty. 20 Tokantrano: Ivontoeran’ny Fianarana Mitoetra miaraka amintsika mandritra izao fiainana izao ary mandrakizay ireo lesona ianarana ao an-trano. 26 Teny An-tampon’ny Rano Nosoratan’i Jon Warner Na dia nahatsapa ho rendriky ny harerahan-tsaina sy ny tebiteby aza aho dia nataon’Andriamanitra foana izay tsy hilentehako ary handrosoako any amin’ilay tany nampanantenaina. 28 Mpisava Lalana any amin’ny Tany Tsirairay Fiovam-po sy Fiovana any Chili Nosoratan’i Néstor Curbelo Eo amin’ny olona 1 ao anatin’ny 30 ankehitriny ao Chili no mpikamban’ny Fiangonana. 36 Fahasahiana Hisafidy ny Fahamaotinana Nosoratan’i Carol F. McConkie Inona avy ireo fotopampianarana momba ny fahamaotinana sy ireo fitahiana avy amin’izany? Departemanta 8 Manompo ao amin’ ny Fiangonana Misaotra Anao Rahalahy Jay Nosoratan’i Kristine Purcell 9 Ireo Mpaminanin’ny Testamenta Taloha Jeremia 10 Miresaka an’i Kristy Isika Ilay Laisoa Vita amin’ny Vatosoa Jadeita Nosoratan’i Ellen C. Jensen 12 Ny Tokantranontsika, ny Fianakaviantsika Ny Fon’i Lizochka Nosoratan’i Marina Petrova 40 Ny Feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany 80 Mandra-pihaonantsika Indray Famitahana Nosoratan’ ny Loholona M. Russell Ballard Mampiasa zava-misarika artifisialy—mitovy amin’ny zavatra ampiasain’ny mpanjono mampiasa bibikely tsy tena izy eo amin’ny lelam-pitana—i Satana mba hanodinkodinana ny saintsika. Ho an’ny Tanora 44 Mijoro amin’ny Zavatra Inoantsika Mizara ny fomba niarovan’izy ireo tamim-pahasahiana ny finoany ireo tanora tokan-tena sy mpivady vao herotrerony. 48 Ny Filazantsara eo amin’ny Fiainako Ilay Fijoroako ho Vavolombelona Mifamatotra Nosoratan’i Ivy Noche Nahatonga ahy hiahiahy mikasika ny finoako ny Fiangonana ny tsy fananako fijoroana ho vavolombelona momba ny Bokin’i Môrmôna. Ho an’ny Zatovo 50 Fahafahana Misafidy Malalaka sa Safidim-pitondrantena? Nosoratan’i Michael R. Morris Nihevitra ny tenany ho tsy afaka ny hanao asa fitoriana ilay namako. Moa ve aho ho afaka ny hisafidy malalaka hanao asa fitoriana? 52 Fanontaniana sy Valiny Miezaka mifehy ny eritreritro aho saingy maro be ireo fakam-panahy. Amin’ny fomba ahoana no ahafahako manana saina madio kokoa? 54 Ahoana no Hametrahana Fanontaniana Manan-danja Nosoratan’i David A. Edwards 57 Ahoana no Hahazoana Tanjaka sy Fahombiazana Nosoratan’ny Loholona Jeffrey R. Holland Afaka mahita fiarovana sy fahombiazana ary fifaliana isika amin’ny alalan’ny fanarahana an’i Jesoa Kristy. 58 Tantaram-pianakaviana—Manao Izany Aho Nahazo fitahiana tsy nampoizina ireto zatovo ireto rehefa nanao ny tantaram-pianakaviana. 61 Sary: Fantaro Izy Ireo dia ho Fantatrao hoe Iza Ianao 62 Fanoherana ny Fandehanako Manao Asa Fitoriana Nosoratan’i Alcenir de Souza 64 Mianatra bebe kokoa Mikasika ny Zavatra Miandry Nosoratan’i Cathrine Apelseth-Aanensen Ho an’ny Ankizy 66 Manompo Amin’Izao Fotoana Izao mba Hanompoana any Aoriana Nosoratan’i Miche Barbosa Nahoana no nisafidy ny hanampy amin’ny fanadiovana ny fiangonana i Mórmon toy izay hilalao baolina miaraka amin’ny namany? 68 Miomana ho ao amin’ny Zatovovavy i Mathilde Nosoratan’i Jenn Wilks 70 Hira Izao no Anjarantsika Nosoratan’i Jan Pinborough sy Janice Kapp Perry 71 Vavolombelona Manokana Ahoana no hahafahako manampy amin’ny fanaovana tantaram-pianakaviana? Nosoratan’ny Loholona Quentin L. Cook 72 Mitondra ny Kilonga Mody “Ny Fianakaviana: Fanambarana ho an’izao Tontolo izao” dia avy amin’Andriamanitra mba Hanampiana ny Fianakaviako Nosoratan’i Erin Sanderson sy Jean Bingham 74 Ireo Namana Manerana Izao Tontolo izao Bárbara no Anarako, avy any Chili Aho Nosoratan’i Amie Jane Leavitt 76 Ny Pejintsika 77 Mitrakà Nosorotan’ny Loholona Adrián Ochoa 78 Ho an’ny Ankizy Madinika Ekipam-pianakaviana Nosoratan’i Sheralee Hardy Jereo raha hitanao ilay Liahona nafenina ato amin’ity laharana ity. Fanorotoroana: Inona no fotoana tsara hanaovana asa fanompoana? Eo amin’ny fonony Eo amin’ny fonony: Sary nalain’i Leslie Nilsson. Eo amin’ny fonony aloha ao anatiny: Sary nalain’i Matthew Reier. Fanovozan-kevitra ho an’ny takarivan’ny mpianakavy