Famintinana ny Fihaonamben’ny Fiangonana Maneran-tany Fanao isaky ny Tapa-taona faha 184
Fivoriana Sabotsy Maraina, 4 Ôktôbra 2014, Fivoriana ho an’ny Daholobe
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.
Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring.
Vavaka fanokafana: Bonnie L. Oscarson.
Vavaka Famaranana: Loholona Bradley D. Foster.
Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika; Richard Elliott sy Andrew Unsworth, mpitendry ôrga: “Le jour parâit, chassant la nuit,” Cantiques, no. 1; “An-tendrombohitra,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, lah. 59, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Beautiful Zion, Built Above,” Hymns, no. 44, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Vers Sion, cité promise,” Cantiques, no. 39; “If I Listen with My Heart,” DeFord, narindran’i Murphy, tsy navoaka; “From All That Dwell below the Skies,” Hymns, no. 90, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.
Fivoriana Sabotsy Tolakandro, 4 Ôktôbra 2014, Fivoriana ho an’ny Daholobe
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.
Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf.
Vavaka fanokafana: Loholona Wilford W. Andersen.
Vavaka famaranana: Loholona Edward Dube.
Hira nataon’ny amboarampeo mitambatra avy ao amin’ireo Tsatòkan’i Tooele, Grantsville, sy Stansbury Park, Utah; Hollie Bevan, mpitarika; Linda Margetts, mpitendry ôrga: “Arise, O God, and Shine,” Hymns, no. 265, narindran’i Wilberg, navoakan’i Oxford; “Velona ilay Mpanavotra Ahy,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, lah. 76, narindran’i Huff, tsy navoaka; “Ry Mpanavotra,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, lah. 9; “Demeure auprès de moi Seigneur,” Cantiques, no. 93, narindran’i Gates, navoakan’i Jackman.
Fivoriana Sabotsy Hariva, 4 Ôktôbra 2014, Fivoriamben’ny Fisoronana
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.
Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring.
Vavaka fanokafana: Loholona Bruce A. Carlson.
Vavaka Famaranana: Loholona James B. Martino.
Hira nataon’ny amboarampeon’ny fisoronana avy ao amin’ny ivontoerana Fanofanana ny misiônera ao Provo; Ryan Eggett sy Elmo Keck, mpitarika; Clay Christiansen, mpitendry ôrga: “Rise Up, O Men of God,” Hymns, no. 324, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; Hira Tambatra mikasika ny Asa Fitoriana: “J’espère qu’on m’enverra en mission,” Chants pour les enfants, 91; “Je serai vaillant,” Chants pour les enfants, 85; “Proclamons la vérité,” Chants pour les enfants, 92; “Appelés à servir,” Chants pour les enfants, 94, narindran’i Evans sy Eggett, tsy navoaka; “Misaotra Anao noho ny Mpaminany,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, lah. 72; “Anciens d’Israël,” Cantiques, no. 202, narindran’i Spiel, tsy navoaka.
Fivoriana Alahady Maraina, 5 Ôktôbra 2014, Fivoriana ho an’ny Daholobe
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.
Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf.
Vavaka fanokafana: Loholona Don R. Clarke.
Vavaka famaranana: Rosemary M. Wixom.
Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg, mpitarika; Andrew Unsworth sy Clay Christiansen, mpitendry ôrga: “Sing Praise to Him,” Hymns, no. 70; “Que chacun, de tout son coeur,” Cantiques, no. 36; “Dera ho an’ilay Nandre an’i Jehovah,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, lah. 100, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Ndao, ry zanaky ny Tompo,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, lah. 7; “Softly and Tenderly,” Thompson, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Fototra Mafy Orina,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, lah. 12, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.
Fivoriana Alahady Tolakandro, 5 Ôktôbra 2014, Fivoriana ho an’ny Daholobe
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.
Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring.
Vavaka fanokafana: Loholona David F. Evans.
Vavaka famaranana: John S. Tanner.
Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika; Bonnie Goodliffe sy Linda Margetts, mpitendry ôrga: “Lo, the Mighty God Appearing!” Hymns, no. 55, narindran’i Murphy, tsy navoaka; “Isao ireo Fitahiana,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, lah. 16; “Zanaky ny Ray Aho,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, lah. 113, narindran’i Murphy, tsy navoaka; “We Ever Pray for Thee,” Hymns, no. 23, narindran’i. Wilberg, tsy navoaka.
Sabotsy Hariva, 27 Septambra 2014, Fivoriamben’ny Vehivavy Maneran-tany
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.
Mpitarika: Rosemary M. Wixom.
Vavaka fanokafana: Dorah Mkhabela.
Vavaka famaranana: Amy Caroline White.
Amboarampeo mitambatry ny Kilonga sy ny Zatovovavy ary ny Fikambanana Ifanampiana avy ao amin’ireo tsatòkan’i Magna, Hunter, sy Taylorsville, Utah; Erin Pike Tall, mpitarika; Linda Margetts, mpitendry ôrga: “On This Day of Joy and Gladness,” Hymns, no. 64, narindran’i. Tall sy Margetts, tsy navoaka; “Oh, j’aime voir le temple,” Chants pour les enfants, 99, nataon’ny amboarampeon’ny kilonga avy any Séoul, Corée, narindran’i Zabriskie, tsy navoaka; Hira Tambatra: “Je sais que Mon Sauveur m’aime,” Bell sy Creamer; “Velona ilay Mpanavotra Ahy,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, lah. 76, narindran’i. Tall sy Margetts, tsy navoaka; “Zanaky ny Ray Aho,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, 133, narindran’i Zabriskie, tsy navoaka; “Let Zion in Her Beauty Rise,” Hymns, no. 41, narindran’i Ward, tsy navoaka.
Fomba Hahazoana ireo Lahatenin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana
Mba hahazoana ireo lahateny tamin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana amin’ny fiteny maro ao amin’ny Internet dia tsidiho ny conference.lds.org ary misafidiana fiteny iray. Hita amin’ny Application Gospel Library ihany koa ireo lahateny tamin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana. Amin’ny ankapobeny dia enina herinandro aorian’ny fihaonamben’ny Fiangonana no hita ao amin’ireo foibe fanapariahana ireo raki-peo. Misy fampahalalana mikasika ny Fihaonamben’ny Fiangonana Maneran-tany izay azo alaina amin’ny endriny maromaro ho an’ireo olona manana fahasembanana ao amin’ny disability.lds.org.
Hafatra ho an’ny Famangiana sy Fampianarana Isan-tokantrano
Ho an’ny hafatra ho an’ny famangiana sy ny fampianarana isan-tokantrano, dia mba misafidiana lahateny iray izay tena mifanaraka amin’ny zavatra ilain’ireo izay vangianao.