Martsa 2023 Henoy IzyPeta-drindrina misy haikanto mahafinaritra sy soratra masina. Tonga soa ato amin’ity laharana ityBonnie H. CordonFialofana amin’ny oram-baratraFampidirana ny laharana sy ny lohahevitra momba ny fitadiavana fiadanana amin’ny alalan’i Kristy. Dieter F. Uchtdorf“Ny fiadanako no omeko anareo”Mamariparitra ireo dingana izay azontsika arahina ny Loholona Uchtdorf mba hahitantsika ilay fiadanana nampanantenain’ny Mpamonjy. John C. Pingree Jr.Ny fiantraikan’ny maha tahaka an’ Andriamanitra anao eo amin’ny fanananao toerana ao Aminy sy ny fahatongavanao ho tahaka AzyMampianatra ny Loholona Pingree fa afaka mahita ny fananana toerana isika rehefa mikatsaka ny hahafantatra an’ Andriamanitra sy hatoky ny Mpamonjy ary manao ny asan’Izy Ireo. Kellie ChristensenFanarahana ny ohatr’i Kristy: Mikarakara ireo sahiranaFanasongadinana ny sasany amin’ireo fomba maro izay entin’ireo Olomasin’ny Andro Farany manampy ireo izay sahirana. Tafaorina eto ny FiangonanaJohannesbourg, Afrika AtsimoFamariparitana ny fivoaran’ny Fiangonana any Afrika Atsimo. Fitsipika momba ny fanompoanaManompo amim-panantenana sy finoanaNy fanantenana sy ny finoana dia afaka manampy antsika ao anatin’ireo ezaka ataontsika eo amin’ny fanompoana ary afaka mampatanjaka ireo izay tompointsika. Ireo fototry ny filazantsaraTsodranon’ny fisoronanaFitsipika fototra mahakasika ireo karazana tsodranon’ny fisoronana. Fanehoana ny finoanaJosé G. FrancoEfa fantatrao hatrizayZava-nisongadina avy amin’ny andavanandrom-piainan’ny Olomasin’ny Andro Farany iray. Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany Bettina MonniFanampiana sy fanantenana entin’ny Fihaonamben’ny FiangonanaNaheno ny hafatra tena nilainy ny reny iray vao niteraka voalohany izay tratran’ny fahaketrahana aorian’ny fahaterahana. Milla Ray Acevedo CarrascoNy zavatra tazako avy eny ambonyNanaraka bitsika iray ny mpihanika tendrombohitra iray ka nianatra lesona manan-danja mikasika ny faharetana. David PayneIlay lakolosy mpanaitra ahyNanenina ny misiônera iray noho ny tsy fanarahana bitsika iray izay mety ho nanome fotoana kokoa ny moanina liana iray hianatra momba ny filazantsara. Alejandro ParadaHilamina tsara ny zava-drehetraMahazo fankaherezana avy amina mpanompon’ny Tompo ny lehilahy iray taorian’ny nandidiana ny rainy. Tanora tokan-tena sy mpivady vao herotrerony Vaiangina SikahemaTorohevitra vitsivitsy hiatrehana ho avy mampatahotra sy manjavozavoMizara lesona vitsivitsy izay nianarany nandritra ny androm-piainany mikasika ny fiadiana amin’ny tahotra sy ny ahiahy ny Loholona Sikahema. Maria Celeste Ramirez MendozaRehefa maizina ny tontoloko dia mitodika any amin’i Kristy ahoMizara ny fomba nahafahany nanova ny fomba fijeriny nandritra ny fitsapana natrehany ny tanora tokan-tena iray. Ho an’ny ray aman-drenyMitoky amin’ny herin’ny Tompo sy ireo mpaminanyHevitra ho an’ireo ray aman-dreny mba hanampiana ny zanak’izy ireo hampiasa ny gazetibokin’ny Fiangonana. Mitombo taona amim-pahatokianaRichard M. RomneyNa dia miha-antitra aza ianao dia tsy ho lefy velively ny fiantranaVehivavy zokiolona telo, voantso hanompo ao amin’ny fiadidian’ny Fikambanana Ifanampiana no mizara ny eritreritr’izy ireo momba ny fanompoana. Avia, hanaraka Ahy Ireo fahagagana nataon’i JesoaBonnie H. CordonIlay hery hahafahana miarinaFomba fijery anankiray an’ilay fahagagana izay notanterahan’i Jesoa tamin’ny fananganana ny zanakavavin’i Jaïro tamin’ny maty ary ny dikan’izany eo amin’ny fiainantsika amin’izao fotoana izao. Ahoana no ahafahan’ny Mpamonjy manampy ahy?Maneho ny fomba hanampian’ny Tompo ireo olona izay mila fanampiana ny Matio 8 sy Lioka 7. Inona no dikan’ny hoe voantson’ny Tompo?Tahaka ireo Apôstôly Roambinifolo ao amin’ny Matio 10, isika koa dia nantsoina sy nampanantenaina fitahiana amin’ny fanampoana ataontsika. Inona no dikan’ny hoe mitandrina ny Andro Sabata ho masina?Fanampiana ho an’ny fandalinanao ny Matio 12. Ahoana no ahafahan’ny Tompo manome hery ahy hanao zavatra mahatalanjona?Afaka manampy antsika hanatanteraka fahagagana ny finoana an’i Kristy. Fombafomba ataon’ny jiosy momba ny fandevenanaInona avy ny sasany amin’ireo fomba fandevenana tamin’ny andron’i Jesoa? Haikanto maneho tantara ao amin’ny Testamenta VaovaoNy fitsanganan’i Lazarosy tamin’ny matyHaikanto tsara tarehy maneho tantara mifandray amin’ny soratra masina. Pejy ho an’ny Vondromparitra Afrika Atsimo Lasa mpianatr’i Kristy mandritra ny androm-piainana Manatona an’i Kristy: Lesona avy amina lehilahy iray izay nanadio ny kiraroko Mampahafantatra ny vina vaovao ho an’ny Vondromparitra Afrika Atsimo ny Fiadidian’ny Vondromparitra Ny fomba nanampian’ny tempoly ahy tao anatin’ny alaheloko Nahafahana nanokatra orinasa mivarotra kapa ny kilasin’ny fizakan-tena