Fivoaran’ny tena manokana: Boky torolalana ho an’ny ankizy Manana tanjona ianaoIty boky torolalana momba ny fivoaran’ny tena manokana ity dia afaka manampy anao eo am-pikolokoloanao ireo fanomezam-pahasoavana anananao ary eo am-panarahanao an’i Jesoa Kristy. Zanaka sarobidin’ Andriamanitra ianaoTian’ny Ray any An-danitra hitovy Aminy ianao! Ahoana no fomba ahafahanao manaraka an’i Jesoa? Lamina hitondra fivoaranaIty lamina ity dia afaka manampy anao hivoatra eo amin’ireo lafiny efatra nivoaran’i Jesoa (jereo ny Lioka 2:52). Andao ary!Andramo ampiasaina ilay lamina hoe Mamantatra, Manao drafitra, Manao asa, ary Mandinika mba hanampiana anao hanaraka ny ohatry ny Mpamonjy eo am-pitomboanao. Hevitra hivoarana eo amin’ny lafiny rehetra amin’ny fiainanaMivavaha momba izay azonao ilofosana amin’izao fotoana izao. Ireo Fanekem-pinoanaVakio sy ianaro tsianjery ireo fanekem-pinoana telo ambin’ny folo. Ireo Fitsipiky ny FilazantsarakoManampy anao hanao zavatra tahaka ny ho nataon’i Jesoa ireo fitsipiky ny filazantsara. Loharanom-pitaovanaAmpiasao ireto loharanom-pitaovana ireto hianarana misimisy kokoa momba ny fivoaran’ny tenanao manokana.