Fivoaran’ny tena manokana: Boky torolalana ho an’ny zatovo Manana tanjona ianao Zanaka sarobidin’ Andriamanitra ianaoTian’ny Ray any an-danitra sy i Jesoa Kristy ho tahaka Azy Ireo ianao! Afaka manaraka ny Mpamonjy ianaoNandefa an’i Jesoa Kristy Zanany ny Ray any An-danitra mba ho ohatra tonga lafatra ho antsika rehetra amin’ny fomba rehetra. Lamina hitondra fivoarana Andao ary!Andramo ampiasaina ilay lamina hoe Mianatra, Manao drafitra, Manao asa, ary Mandinika mba hanampiana anao hanaraka ny ohatry ny Mpamonjy eo am-pitomboanao. Fahatsapana sy hevitraRaketo eto ireo fahatsapana sy hevitra anananao. Zavatra tokony hotsaroanaAzonao raketina eto ireo zavatra tianao hotadidiana. Hevitra hivoarana eo amin’ny lafiny rehetra amin’ny fiainana Loharanom-pitaovanaAmpiasao ireto loharanom-pitaovana ireto mba hianarana bebe kokoa momba ny fivoaranao manokana.