1:17
Tatitra momba ny Antontan’isa, taona 2013
Mba ho fampahalalana ho an’ireo mpikamban’ny Fiangonana dia namoaka izao tatitra momba ny antontan’isa manaraka izao ny Fiadidiana Voalohany, izay mahakasika ny fitombon’ny Fiangonana sy ny toe-java-misy ao aminy hatramin’ny 31 Desambra 2013.
Ireo Vondron’ny Fiangonana | |
Tsatòka |
3.050 |
Misiona |
405 |
Distrika |
571 |
Paroasy sy Sampana |
29.253 |
Mpikamban’ny Fiangonana | |
Totalin’ny isan’ny mpikamban’ny Fiangonana |
15.082.028 |
Isan’ireo zaza vaovao voarakitra |
115.486 |
Olona vita batisa |
282.945 |
Misiônera | |
Misiônera manompo amin’ny fotoana feno |
83.035 |
Misiôneran’ny Fiangonana mpanao asa soa |
24.032 |
Tempoly | |
Tempoly notokanana nandritra ny taona 2013 (Tempolin’i Tegucigalpa Honduras) |
1 |
Tempoly miasa tamin’ny faran’ny taona |
141 |