Aprily 2014 Fivoriana Asabotsy Maraina Fivoriana Asabotsy Maraina Thomas S. MonsonTonga soa eto amin’ny FihaonambeMiray fo ao anatin’ny finoantsika sy ny faniriantsika hihaino ny hafatra hozaraina amintsika [isika] ka hianatra avy amin’izany. Jeffrey R. HollandNy Sarany efaina—sy ireo Fitahiana azo—amin’ny maha-Mpianatr’i KristyMatanjaha. Aoka ianareo hiaina amim-pahatokiana ny filazantsara na dia tsy miaina izany mihitsy aza ireo manodidina anareo. Ronald A. RasbandIlay Andraikitra Mahafinaritra Iantsorohan’ny MpianatraTombontsoa lehibe ny manohana ny mpitarika antsika. Izany dia miaraka amin’ny fandraisana andraikitra manokana mba hanampy amin’ny fiantsorohan’izy ireo ny adidiny sy mba ho mpianatr’i Jesoa Kristy Tompo. Carlos H. AmadoI Kristy ilay MpanavotraNitahy ny olona rehetra nanomboka tamin’i Adama ilay olombelona voalohany ka hatramin’ny olona farany indrindra amin’ny olombelona rehetra ny sorona nataon[’ny Mpanavotra]. Linda S. ReevesFiarovana amin’ny Pôrnôgrafia—Tokantrano Mifantoka amin’i KristyNy sivana lehibe indrindra eto amin’izao tontolo izao … dia ny sivana manokana ao anaty, izay tonga avy amin’ny fijoroana ho vavolombelona lalina sy maharitra. Neil L. AndersenTadio Ara-panahyAza avela handresy anareo ny zava-tsarotra sy ny fanoherana. Andronareo izao, izay tokony hijoroanareo ho matanjaka toy ny mpianatry ny Tompo Jesoa Kristy. Henry B. EyringLovam-panantenana tsy Hay SandainaRehefa misafidy ny hanao na hitandrina fanekempihavanana amin’Andriamanitra ianareo na tsia dia misafidy ny hamela na tsia lovam-panantenana ho an’ireo izay mety hanaraka ny ohatra asehonareo. Fivoriana Asabotsy Tolakandro Fivoriana Asabotsy Tolakandro Dieter F. UchtdorfFanohanana ireo Mpiandraikitra ato amin’ny Fiangonana Kevin R. JergensenTatitry ny Departemantan’ny Fanamarinana ny Fampiasam-bolan’ny Fiangonana taona 2013Ho an’ny Fiadidiana Voalohany ao amin’Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany Brook P. HalesTatitra momba ny Antontan’isa, taona 2013 Russell M. NelsonAvelao ny Finoanareo HisehoAmpitomboy isan’andro ny finoanareo, eny am-pandehananareo mankany amin’ilay anjara mandrakizay nomena anareo. Torio ny finoanareo! Avelao ny finoanareo hiseho! Richard G. Scott“Fianarana no Nomeko Anareo”I Jesoa Kristy Mpamonjy antsika no ohatra lehibe indrindra nandia ny tany hatramin’izay. … Manasa antsika Izy mba hanaraka ilay ohatra lavorary nasehony. Robert D. Hales“Raha Tia Ahy Hianareo, dia Hitandrina ny Didiko”Ny fampiasantsika ny fahafahantsika misafidy dia midika hoe misafidy ny “[hanao ny marina dia miandry izay ho vokany].” Claudio D. ZivicAoka Isika Tsy ho Diso LalanaMivavaka aho mba tsy hiala amin’ilay lalana ny masontsika mba hahafahantsika hifandray mandrakariva amin’ny lanitra. W. Craig ZwickInona no Eritreritrao?Iangaviako [i]anareo mba hizatra hametraka ity fanontaniana ity miaraka amin’ny fanajana feno ny zavatra iainan’ny hafa, dia ny hoe “Inona no eritreritrao?” Quentin L. CookFaka sy SampanaNy fanafainganana ny tantaram-pianakaviana sy ny asa atao any amin’ny tempoly amin’izao andro iainantsika izao dia tena ilaina amin’ny fanavotana sy ny fisandratana faratampon’ny fianakaviana. Fivoriamben’ny Fisoronana Fivoriamben’ny Fisoronana Dallin H. OaksNy Fanalahidy sy ny Fahefan’ny FisoronanaMitarika ireo vehivavy tsy misy hafa amin’ny fitarihany ireo lehilahy ireo fanalahidin’ny fisoronana, ary ireo ôrdônansin’ny fisoronana sy ny fahefan’ny fisoronana dia miantefa amin’ireo vehivavy ary toy izany koa amin’ireo lehilahy. Donald L. HallstromKarazana Olona Toa Inona?Inona no fiovana takiana amintsika mba ho lasa ilay karazana olona tokony hahatongavantsika? Randall L. RiddIlay Taranaka NofinidyVoafidy ianao handray anjara amin’ny Asany amin’izao fotoana izao satria mahatoky anao Izy fa hanao ny safidy tsara ianao. Dieter F. UchtdorfSondrian-tory Ve Ianareo mandritra ny Famerenana amin’ny Laoniny?Zava-dehibe loatra izany ho antsika, amin’ny maha-olona tsirairay manokana, na amin’ny maha-fianakaviana, na amin’ny maha-Fiangonan’i Kristy antsika, ka tsy azo hanaovana hoe ezaka amin’ny ampahany fotsiny no atolotra ho an’ity asa masina ity. Henry B. EyringIlay Lehilahy Manana ny FisoronanaAfaka ny ho ohatra tsara ianareo, na ohatra antonony, na ohatra ratsy. Mety hieritreritra ianareo hoe tsy maninona izany aminareo, saingy ho an’ny Tompo dia misy lanjany izany. Thomas S. MonsonMahereza sy MatanjahaAoka isika—isika rehetra mihitsy—hanana herimpo hanohitra ny hevitra ironan’ny olona sy hanana herimpo hiaro ny fitsipika ijoroantsika. Fivoriana Alahady Maraina Fivoriana Alahady Maraina Dieter F. UchtdorfMahay Mankasitraka na inona na inona Toe-javatra MisyMoa ve isika tsy manana antony tokony hahafeno fankasitrahana antsika na inona na inona toe-javatra iainantsika? M. Russell BallardManohy ny Fandraisana AndraikitraAfaka mandray anjara tsy tapaka bebe kokoa ao anatin’ny asa fitoriana isika rehetra amin’ny alalan’ny fanoloana ny tahotra ao amintsika ho lasa finoana marina. Jean A. Stevens“Aza Matahotra, fa Momba Anao Aho”Rehefa mampitombo ny finoantsika sy ny fitokiantsika ny Tompo isika dia afaka mahazo ny heriny mba hitahy sy hanafaka antsika. Gary E. StevensonIreo Efatra MinitranareoAfaka manova ireo tsy fahatanterahana eo amin’ny fanatanterahantsika ny hazakazaka ataontsika ny fahagagan’ny Sorompanavotana. David A. BednarMitondra Mora Foana ny Enta-mavesanyIreo enta-mavesatra miavaka eo amin’ny fiainantsika tsirairay dia manampy antsika hiantehitra amin’ny fahamendrehana sy ny famindram-po ary ny fahasoavan’ny Mesia Masina. Thomas S. MonsonNy Fitiavana—Fitsipika Fototry ny FilazantsaraTsy afaka mitia marina an’Andriamanitra isika raha tsy tia ireo mpiara-belona amintsika eto amin’ity fiainana ity. Fivoriana Alahady Tolakandro Fivoriana Alahady Tolakandro Boyd K. PackerIlay Fijoroana ho VavolombelonaManiry ny hizara aminareo ireo fahamarinana izay manan-danja indrindra ka tokony ho fantarina ireo aho. William R. WalkerAoka Ianao Hiaina ao anatin’ny Fifikirana amin’ny FinoanaHahazo fitahiana lehibe ny tsirairay amintsika raha mahafantatra ireo tantara mikasika ny finoana sy ny fahafoizan-tena izay nitarika ireo razambentsika hiditra ho mpikambana tato amin’ny Fiangonan’ny Tompo isika. L. Tom PerryFankatoavana amin’ny alalan’ny FahatokiantsikaNy fankatoavana …, dia maneho ny finoantsika ny fahendrena sy ny herin’ilay fahefana ambony indrindra, dia Andriamanitra izany. Lawrence E. CorbridgeNy Mpaminany Joseph SmithIreo fanambarana narotsaka tamin’i Joseph Smith dia manamarina fa mpaminan’Andriamanitra izy. Michael John U. TehIzay Itoeran’ny HarenaoRaha tsy mitandrina isika dia hanomboka haniry ny hahazo zavatra ara-nofo bebe kokoa mihoatra noho ny zavatra ara-panahy. Marcos A. AidukaitisRaha Tsy Manam-pahendrena HianareoHanambara ny fahamarinana amin’ireo izay mikatsaka izany Andriamanitra araka ny voalaza ao amin’ny soratra masina. D. Todd ChristoffersonNy Fitsanganan’i Jesoa Kristy tamin’ny matyI Jesoa avy any Nazareta no ilay Mpanavotra nitsangana tamin’ny maty, ary ambarako fa marina ny zavatra rehetra izay vokatry ny ny Fitsanganany tamin’ny Maty. Thomas S. MonsonMandra-pihaonantsika indrayEnga anie ny Fanahy tsapantsika nandritra izay roa andro lasa izay hiaraka sy hitoetra lalandava ao amintsika rehefa handeha hiatrika ireo zavatra sahanintsika isan’andro isika. Fivoriamben’ny Vehivavy Maneran-tany Fivoriamben’ny Vehivavy Maneran-tany Rosemary M. WixomMiaro sy Manomana ary Manome Hery antsika ny Fitandremana ireo FanekempihavananaVehivavy ao anatin’ny sokajin-taona rehetra izay manao fanekempihavanana isika ary mandeha amin’ny lalàn’ny fiainana an-tany mba hiverina ho eo anatrehany. Bonnie L. OscarsonVondron’ny Mpirahavavy: Tena Mila ny Tsirairay IsikaTokony hatsahatra ny fifantohantsika amin’ny fahasamihafantsika fa tokony hitady izay itovizantsika isika. Linda K. BurtonMitady: Tanana sy Fo Vonona Hanafaingana ny AsaAfaka manolotra tanana mba hanampy sy fo mba hanafaingana ity asa mahagaga an’ny Ray any an-danitra ity isika. Henry B. EyringZanakavavy ao amin’ny FanekempihavananaNy lalana tsy maintsy hizorantsika hiverenana any amin’ny Raintsika any an-danitra … dia voamariky ny fanekempihavanana masina atao amin’Andriamanitra.