-
12
Fitahiana avy amin’ny Tempoly
Nataon’ny Loholona Robert D. Hales
Ny fahafahana miditra ny tempoly sy mandray eo amin’ny tenantsika manokana ireo fanekempihavanana masina ao dia iray amin’ireo fitahiana lehibe indrindra natao ho antsika eto amin’ity fiainana ity.
-
16
Ny Fahafahana nananako Hanompo
Nataon’i Michael R. Morris
Niteny ny Rahavavy María José de Araújo, izay manompo isan’andro ao amin’ny Tempolin’i Recife Brésil, fa ireo izay manatrika ny tempoly tsy tapaka dia hahatakatra ny tena dikany sy ny heriny.
-
18
Olona Mpandeha any amin’ny Tempoly
Namporisika ny mpikamban’ny paroasy handray ny fanafiana masin’izy ireo ny finamanana, ny asa tetiarana ary ny batisa ho an’ny maty izay nataony.
-
22
Ilay Boky Vaovao mitahiry sary momba ny Filazantsara
Nataon’i Michael G. Madsen
Afaka manampy antsika hampianatra sy hianatra ny filazantsara ity boky vaovao mora vidy ahitana sary mihoatra ny 100 ity.
-
26
Ny Fitahiana avy amin’ny Fanompoana
Tantara efatra mahakasika Olomasin’ny Andro Farany izay nanova ny fiainan’ny mpikambana namany tao amin’ny paroasy.
-
30
Izaho ve? Ho Mpiandry Ondrin’ny Isiraely?
Nataon’ny Loholona Daniel L. Johnson
Ireo ondry izay “enti[ntsika] … miverina ao am-bala” dia “sarobidy ao am-pon’Ilay Mpiandry Ondry.” Hotantanan’ny Tompo sy hotarihany isika amin’izay zavatra tokony hataontsika mba hamerenana indray ny rahalahintsika sy ny rahavavintsika.