Sary Miafina Te hiakanjo toy ny diakona i Eli. Ampio izy hahita ireo zavatra ao amin’ ny efitranony izay hanampy azy hiakanjo toy ny diakona. Sarysary miafina Sary nataon’ i Simini Blocker