Liahona, Ôktôbra 2012 Hafatra 4 Hafatra avy amin’ ny Fiadidiana Voalohany: Fanalahidy Iray Hananana Fianakaviana Sambatra Nataon’ ny Filoha Dieter F. Uchtdorf 8 Hafatra ho an’ ny Famangiana Isan-tokantrano: Manaja ny Fanekempihavanantsika Lahatsoratra Manokana 22 Manampy ny Zatovo Hiaina Zavatra Ara-panahy Nataon’ i Melissa Merrill 28 Ny Bokin’ i Almà: Lesona ho an’ Izao Fotoana Izao Loholona Paul B. Pieper 34 Ahoana no Ahafahana Manohy Miaina Araka ny Tokony Ho Izy ao amin’ ny Faritry ny Fahavalo Nataon’ ny Filoha Boyd K. Packer Jereo ao anatinao ny fomba ahafahan’ ny Fanahy Masina ho hery mitarika sy miaro. Departemanta 9 Ry Tanora, Mahereza Akanjo sy Bika aman’ endrika 10 Fanamarihana manokana momba ny Fihaonamben’ ny Fiangonana Volana Ôktôbra Mandrindra ny Fandaharam-potoanantsika ho an’ ny Fihaonambe Nataon’ i Cheryl Burr 11 Manompo ao amin’ ny Fiangonana Valim-panontaniana ao amin’ ny Sekoly Alahady Nataon’ i Emma Addams 12 Ny Zavatra Inoantsika Manomana Antsika amin’ ny Hoavy ny Fiainana ao anatin’ ny Fitsitsiana 14 Zava-madinika sy Tsotra 16 Ny Tokantranontsika, ny Fianakaviantsika Mampianatra ny Fahadiovam-pitondrantena sy ny Hasina Nataon’ i Matthew O. Richardson 20 Fianarana Filazantsara Mampianatra ny Fahamarinan-toetra ao An-tokantrano Nataon’ ny Loholona Delbert L. Stapley 38 Ny Feon’ ireo Olomasin’ ny Andro Farany 74 Vaovaom-piangonana 79 Hevitra ho an’ ny Takarivan’ ny Mpianakavy 80 Mandrapihaonantsika Indray Mitohy ny Fahatongavan’ ireo Zavatra Tsara Nataon’ i Caitlin A. Rush HO AN’NY TANORA 42 Fahadiovam-pitondrantena ao anatin’ ilay Izao Tontolo Izao Maloto Ara-pitondrantena Nifanakalo hevitra momba ny fomba hijanonana ho madio ara-pitondrantena ao anatin’ ilay izao tontolo izao izay tsy manome lanja ny fahadiovam-pitondrantena ny tanora mpitovo valo. HO AN’NY ZATOVO 46 Fanontaniana sy Valiny Inona no dikan’ ny hoe manaja ny fisoronan’ Andriamanitra? 48 Aoka Ianao ho Hendry ary ho Namana Nataon’ ny Loholona Robert D. Hales Manamora ny fiainana ny didy ny namana tsara. 51 Miakanjo fa Handeha Handihy Nataon’ i Crystal Martin Nalaim-panahy hanao akanjo izay tsy nanarona ny soroko aho, saingy tsaroako ny tsodranon’ ny patriarika nomena ahy. 52 Ry Tanora, Mahereza Akanjo sy Bika Aman’ endrika—“Aoka ny Fanahy Masina Hitarika” Nataon’ i Mary N. Cook 54 Nampahatanjahan’ ny Teny Zatovo efatra no miresaka mikasika ny fotoana nahatongavan’ ny soratra masina iray tao an-tsain’ izy ireo ary nanampian’ izany azy ireo. 57 Sary Mahitsy sy Tery Ilay Lalana HO AN’NY ANKIZY 58 Miroso amin’ ny Dingana Manaraka rehefa avy ao amin’ ny Kilonga Ireto misy zavatra sasantsasany hiseho izay azonareo andrandraina rehefa ao amin’ ny Zatovolahy na Zatovovavy. 60 Ry Amiga Malala Nataon’ i Maribel Taratasy iray ho an’ ny namana iray sahiran-tsaina handao ny Kilonga. 61 Mitsena Vanim-potoana Vaovao eo amin’ ny Fiainana Nataon’ i Marissa Widdison Miomana ny handray ny fisoronana i Noah, i Dylan, i Patrick, ary i Ben. 62 Hira Come, Lord Jesus 63 Vavolombelona Manokana Nahoana no zava-dehibe ny Fanarahako an’ i Jesoa Kristy Amim-pahatokiana Na Aiza Na Aiza Misy Ahy? Nataon’ ny Loholona Dallin H. Oaks 64 Mitondra ny Kilonga Mody Afaka mahazo anjara amin’ ireo fitahiana avy amin’ ny fisoronana ny rehetra 66 Fitahiana Roa Avo Heny Nataon’ i Richard M. Romney Fantaro i Sophie sy i Elodie, kambana 10 taona avy any Madagasikara. 68 Moa Ve Aho Tsy Mba Azo Atao Batisa Koa? Nataon’ i Hilary Watkins Lemon Nientanentana mafy ny ho lasa mpikamban’ ny Fiangonana i Paulo enin-taona. 70 Ho an’ ny Ankizy Madinika 81 Olona voalaza ao amin’ ny Soratra Masina Bokin’ i Môrmôna Jereo raha hitanao ilay Liahona nafenina ato amin’ ity laharana ity. Fanorotoroana: Moa ve Nampiasa Liahônà i Noa? Eo amin’ ny fonony Sary nataon’ i Cody Bell. Zavatra maro kokoa mahaliana ao amin’ ny internet