2012
Zavatra maro kokoa mahaliana ao amin’ ny internet
Ôktôbra 2012


Zavatra maro kokoa mahaliana ao amin’ ny internet

Liahona.lds.org

Ho an’ny Olon-dehibe

Rehefa avy mamaky mikasika ny famelan-keloka ao amin’ ny Hafatra avy amin’ ny Fiadidiana Voalohany (pejy 4) dia afaka mamaky ny lahatenin’ ny Filoha James E. Faust nandritra ny fihaonamben’ ny Fiangonana natrehiny farany ianao, “The Healing Power of Forgiveness” [Ny Hery Manasitran’ ny Famelan-keloka] (Aprily 2007), ao amin’ ny conference.lds.org.

HO an’ny ZATOVO

Ao amin’ ny pejy 52, i Mary N. Cook dia manazava ny ahafahan’ ny fanajana tsapantsika ho an’ ny tempoly mitarika ny fomba fiakanjontsika. Ao amin’ ny youth.lds.org, ianao dia afaka mahita zavatra bebe kokoa mikasika ny “Akanjo sy ny Bika aman’ endrika” ary afaka mahita ireo fitsipika avy ao amin’ ny Jeunes Soyez Forts.

Ho an’ny ankizy

Afaka mamaky momba ireo kambana roa vavy, i Elodie sy i Sophie, avy any Madagasikara ianao ao amin’ ny “Fitahiana Roa Avo Heny” (pejy 66) ary afaka mijery ny sarin’ izy ireo mahafinaritra ao amin’ ny liahona.lds.org.

Zavatra amin’ ny fiteninao

Ny Liahona sy ny fitaovan’ ny Fiangonana hafa dia misy amin’ ny fiteny maro ao amin’ ny www.languages.lds.org.

Hamoaka printy