Inona No Zavatra Rehetra Hita ao amin’ ny Zatovovavy?
Asa fanompoana tahaka ny nataon’ i Kristy
Manampy ao an-tokantrano sy eo amin’ ny fiaraha-monina
Namana Vaovao
Mianatra sy miaraka miala voly
Mifanohana
Fampitomboana ny Finoanao an’ i Jesoa Kristy
Mijoro amin’ ny fahamarinana
Fizaranao ny fijoroana vavolombelona anananao
Jeunes Soyez Forts
Fitsipika entina hampahatanjahana anao
Mon Progrès Personnel (Fivoaran’ ny Tena Manokana)
Zavatra vaovao tokony hianarana
Fametrahana tanjona sy fivoarana eo amin’ ny fahamasinana
Fandehanana any amin’ ny Tempoly
Hatao batisa ho an’ ireo izay nodimandry
Hahatsapa ny Fanahy Masina
Hiomana hanao fanekempihavanana
Fiaraha-mientana
Miaraka manompo
Fialamboly ao anatin’ ny Fiaraha-mientana Ifampizarana!
Fiomananao amin’ ny maha Zanakavavin’ Andriamanitra Anao
Ho tonga mpitarika sy ohatra tsara
Ho tonga vady sy renim-pianakaviana mahatoky