2012
Nahoana no zava-dehibe ny fanarahako an’ i Jesoa Kristy amim-pahatokiana na aiza na aiza misy ahy?
Ôktôbra 2012


Vavolombelona Manokana

Nahoana no zava-dehibe ny fanarahako an’ i Jesoa Kristy amim-pahatokiana na aiza na aiza misy ahy?

Avy amin’ ny “Teachings of Jesus,” Liahona, Nôv. 2011, 93.

Sary
Loholona Dallin H. Oaks

Mizara hevitra vitsivitsy mikasika io lohahevitra io ny Loholona Dallin H. Oaks avy ao amin’ ny Kôlejin’ ny Apôstôly Roambinfolo.

I Jesoa Kristy no Zanaka Lahitokan’ Andriamanitra sy Zanaka Malalany.

Izy no Mpahary antsika. Izy no Fahazavan’ izao tontolo izao. Izy no Mpamonjy antsika tamin’ ny fahotana sy fahafatesana.

Fahalalana manan-danja indrindra eto an-tany izany ary afaka mahafantatra izany ho anao manokana ianao.

Mpanara-dia an’ i Jesoa Kristy isika. Tsy misy ny marimaritra iraisana.

Sary nataon’ i Steve Kropp

Hamoaka printy