Zava-madinika & Tsotra “Amin’ ny alalan’ ny zava-madinika sy tsotra no anatanterahana ny zavatra lehibe” (Almà 37:6). Ankavia: sarin’ ny trano fivarotan’ i Whitney nalain’ i Welden C. Andersen; sary kely ery amin’ ny zorony nalain’ i Lowell D. Harris; ankavanana: Sarin’ i Dan Jones nahazoana lalana tamin’ ny Tranombokin’ ny Tantaran’ ny Fiangonana; Fiantsonana tany amin’ ny Faritra Farany Avaratra, Nauvoo, nataon’ i Greg Sievers; I Dan Jones Manampy ireo Mpifindra Monina avy any Pays de Galles, nataon’ i Paul Mann Newel K. Whitney (1795–1850) Dan Jones (1810–62)