2012
Inona No Zavatra Rehetra Hita ao amin’ ny Zatovolahy
Ôktôbra 2012


Inona No Zavatra Rehetra Hita ao amin’ ny Zatovolahy

Ny Fisoronana Aharôna—Manampy ny Hafa ho an’ ny Mpamonjy

Mizara ny fanasan’ ny Tompo

Manangona ireo fanatitra avy amin’ ny fifadian-kanina

Manamafy orina ny fianakaviana

Devoirs Envers Dieu (Adidy amin’ Andriamanitra)

Mianatra sy manao zavatra vaovao

Mizara amin’ ny hafa

Manao izay hananana fifandraisana akaiky kokoa amin’ ny Ray any an-danitra

Jeunes Soyez Forts

Fitsipika entina hampahatanjahana anao

Manomana ny Tenanao

Hanao asa fitoriana

Hanambady sy ho raim-pianakaviana

Fandehanana any amin’ ny Tempoly

Hatao batisa ho an’ ireo izay efa nodimandry

Hiomana hanao fanekempihavanana

Hahatsapa ny Fanahy

Fiaraha-mientana

Manompo ao amin’ ny Kôlejy

Fialamboly ao anatin’ ny Fiaraha-mientana Ifampizarana!

Hamoaka printy