Nampianatra i Dale G. Renlund fa ny filaminana eo amin’ny fiainana dia avy amin’ny fankatoavana, fianarana mandritra ny fiainana, asa fanompoana ary fananganana ny fototra iorenantsika eo amin’i Jesoa Kristy, fa tsy toy ilay sambo mpiady Soedoa izay naorina tsy araka ny tokony ho izy.