Aprily 2022 Ny fanasan’ny Tompo: Fomba iray ahatsiarovana ny MpamonjyIreo fitsipika fototra momba ny fanasan’ny Tompo. Pejy ho an’ny Vondromparitra Afrika Atsimo Mijanòna ho mafy orina ‘Toy ny miborosy nify’—ireo tombontsoa azo avy amin’ny famakiana ny Bokin’i Môrmôna isan’andro Manao takarivan’ny mpianakavy -Afaka ny miaina sy miroborobo ao anatin’ny finoana sy fifaliana isika-: Fitsidihan’ny Loholona Ronald A. Rasband an’ i Afrika Aprily 1995: Nahazo fankatoavana ara-dalàna tao Malawi ny Fiangonana Ho zatovo mahery! Ho an’ny Zatovo: Ilay Mpamonjy izay mijalyMandray fanazavana fohy momba ny Isaia 53:3–5, faminaniana mikasika ny fijalian’i Jesoa Kristy noho ny fahotantsika. Namana Ho an’ny Ankizy: Mosesy sy ny manaVakio ny tantara iray momba ny fomba nanomezan’ Andriamanitra mana an’i Mosesy sy ny Isiraelita.