Martsa 2024 Hafatra momba ny Paska avy amin’ny Fiadidiana VoalohanyHevitra momba ny Paska avy amin’ny Fiadidiana Voalohany. Efa misy izao ny fisoratanao anarana mamaim-poana ho an’ny famandrihana gazetibokin’ny FiangonanaAnkehitriny dia afaka mahazo maimaim-poana ny gazetibokin’ny Fiangonana ny mpikambana manerana izao tontolo izao. Toy izao ny fomba fisoratana anarana ho an’ny famandrihana isan-taona. Ireo lahatsoratra misy ato Jeffrey R. HollandIlay Mpamonjin’ny rehetra, filazantsara ho an’ny rehetraNy filazantsara sy ny Sorompanavotana ary ny Fitsanganan’i Jesoa Kristy tamin’ny maty dia mitahy ny zanak’ Andriamanitra rehetra. Benjamin M. Z. TaiNotarihina soa aman-tsara ho any amin’ny toerana tokony hisy anayNampianatra ny Loholona Tai fa hanampy antsika tsy tapaka amin’ny diantsika amin’ny fomba miavaka ny Mpamonjy. Betsy VanDenBergheMamboly indray an’ilay voan’ny finoanaLesona avy amin’ireo izay niverina amin’ny finoana. Vahaolana ara-pilazantsara Hailey AdamsNy zavatra hitako rehefa niala tamin’ny tambajotra ifaneraserana ahoAfaka hanampy ahy hahita ny tanjoko sy hifandray amin’ny hafa ve ny fiatoana amin’ny tambajotra ifaneraserana? Kathy Winder ParryMiankin-doha amina tantara mitohy mandeha ao amin’ny fahitalavitra: Ny fomba namelako an’ Andriamanitra hanjakaEfa nandritra 19 taona no nijereko an’io tantara mitohy io. Ho vitako ve ny hiala amin’io? Sheldon MartinFitsipika arahina 3 ho an’ny fampiasana teknôôjia sy haino vaky jeryFitsipika telo hitarihana an’ireo safidy ataontsika mahakasika ny haino vaky jery. Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany Ljubica BlaževicFantatro fa voaro ahoRaha teo am-pamakiana ny Bokin’i Môrmôna ny mpanoratra dia nahatsapa fiadanam-po na dia voahodidin’ny ady aza ary dia lasa mpikamban’ny Fiangonana taty aoriana. Mike CollinsFamindram-po lehibe 25 taona aty aorianaMitahy ny zanakavavin’ny mpianatra seminera fahiny iray izay manana olana ny taratasy 25 taona iray. Maija-Kaarina MäkinenOlona mitazana eo am-baravarankelyMinamana amina vehivavy manirery iray ny mpanoratra ka namorona finamanana maharitra. Christi GerlachMiangavy anao, mba tsimbino ny ain’i nenyFony mbola zaza ny mpanoratra dia nahita fiadanam-po rehefa nivavaka ho an-dreniny, izay nila fandidiana fo misokatra. Weiling Chen Canfield (Winnie)Tenin’ny fahamarinanaMizara ny fiovam-pony sy ny fahavononany hamela ny hafa hahita sy handre ary hahatsapa ny fijoroana ho vavolombelona azony tamin’ny alalan’ny tenivavolombelon’ny Fanahy Masina ny mpanoratra. Avia, hanaraka Ahy Inona no zava-nitranga tamin’ny fotoanandron’i Isaia?Ity sarintany ity dia hanampy anao hahita ireo toerana resahin’i Isaia. Inona no ampanantenain’i Jesoa Kristy izay tsy vitan’izao tontolo izao?Fampitahana ny zavatra ampanantenain’i Jesoa Kristy sy izay ampanantenain’izao tontolo izao. Ahoana no ahafahan’ny maha-mpampihavana ahy hanampy ahy hanangona an’i Isiraely?Hitan’i Nefia fa hifanditra amin’izy samy izy ny fiangonana amin’ny andro farany, saingy tsy maintsy atao amin’ny fomba avo lenta sy masina kokoa ny fanangonana ny vahoakan’ny Tompo. Inona no fahamarinana ampianarin’ny 1 Nefia sy ny 2 Nefia antsika momba an’i Jesoa Kristy?Fahamarinana maro momba ny toetran’ny Mpamonjy sy ny fiainany ary ny Sorompanavotana no hita ao amin’ny zavatra nianarantsika tao amin’ny Bokin’i Môrmôna hatreto tamin’ity taona ity. Ahoana no ahafahako mampiditra ny Bokin’i Môrmôna ao amin’ny fomba amam-panaoko amin’ny Paska?Mampiasa ny 3 Nefia 11:1–17 hanaovana fampaherezam-panahy amin’ny Paska. Tanora Kristin M. YeeManana anjara toerana ianaoManazava Rahavavy Yee fa ny tena fahatsapantsika ho manana anjara toerana eto an-tany dia avy amin’ny fifandraisantsika ao anatin’ny fanekempihavanana amin’ny Ray any An-danitra. Anne AketchVoahodidin’ny olona aho nefa mbola nahatsiaro ho manirery ihanyfahatsapana ho manana toerana, finamanana, vavaka, Jesoa Kristy, Andriamanitra Ray, tanora Andian-dahatsoratra mitohy Ho an’ny ray aman-drenyMiresaka an’i Kristy isikaSosokevitra ho an’ny fampiasana ity laharana ity hampianarana ny zanakao mikasika ny fizarana ny filazantsara, ny famelana ny Tompo ho mpitari-dalana anao, ary ireo fitsipika ho an’ny fampiasana haino vaky jery. Tafaorina eto ny FiangonanaJakarta, IndôneziaFitantarana ny fivoaran’ny Fiangonana any Indônezia.