Miomana ary mampianatra amin’ny alalan’ny Fanahy 2:3 Ny fomba tsara indrindra ahafahana mampianatra amin’ny alalan’ny Fanahy dia ny miomana amin’ny alalan’ny Fanahy, ary anisan’izany ny maha-mpianatry ny Tompo isan’andro.