Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy
Mametraka fanontaniana manentana ny fanahy


Mametraka fanontaniana manentana ny fanahy

Ny fianarana sy ny fampianarana mahomby dia tena miankina amin’ny fanontaniana manentana ny fanahy mba hanampiana ilay mpianatra hampitombo ny fieritreretany an’ilay fotopampianarana sy handrisihana ny fisian’ny fifampizarana manan-danja.

Hamoaka printy