Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy
Fijoroana ho vavolombelona manokana: Tapany 2


Fijoroana ho vavolombelona manokana: Tapany 2

Mizara ny fijoroany ho vavolombelona manokana ny Loholona Holland fa ireo izay nantsoina hampianatra dia nantsoin’ Andriamanitra, ary noho izany ny tsirairay dia tokony hikatsaka ny hiaina ny filazantsara izay ampianariny.

Hamoaka printy