Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy
Ny maha-zava-dehibe ny fananana ny Fanahy


Ny maha-zava-dehibe ny fananana ny Fanahy

Ny fandalinana izany ao an-tsaintsika mialoha ny fampianarana, sy ny fianteherana amin’ny Fanahy mba hitarika mandritra ny lesona dia manampy antsika hanana ny fahatokisana ilaina mba hampianarana araka ny fomban’ny Mpamonjy.

Hamoaka printy