Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy
Fijoroana ho vavolombelona manokana: Tapany 1


Fijoroana ho vavolombelona manokana: Tapany 1

Mamporisika ny mpampianatra rehetra ny Loholona Holland hijoro ho vavolombelona matetika, indrindra rehefa entanin’ny Fanahy hanao izany, ary hikatsaka ny hahafantatra ny fahamarinana amin’ny alalan’ny fifadian-kanina sy ny vavaka.

Hamoaka printy