Asio fotoana mba hiomanana 1:43 Ny fiomanana ho amin’ny lesona iray dia tokony hanomboka ny herinandro mialoha, na alohan’izay, mba hahafahan’ireo zavatra iainana andavanandro ho tafiditra amin’ny fampianarana sy ny fianarana rehefa alahady.