2013
Famintinana ny Fihaonamben’ny Fiangonana Fanao Isaky ny Tapa-taona faha-183
Nôvambra 2013


Famintinana ny Fihaonamben’ny Fiangonana Fanao Isaky ny Tapa-taona faha-183

Sabotsy Maraina, 5 Ôktôbra 2013, Fivoriana ho an’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring. Vavaka fanombohana: Loholona Kent F. Richards. Vavaka famaranana: Matthew O. Richardson. Hiran’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika; Andrew Unsworth sy Clay Christiansen, mpitendry ôrga: “Combien tu es grand,” Cantiques, no. 176; “Mifalia,” Fihirana sy hiran’ny Ankizy, lah. 64; “Israël, ton Dieu t’appelle,” Cantiques, no. 6, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Ce jour, au cœur j’ai du soleil,” Cantiques, no. 144; “Pour trouver la paix,” Chants Pour les Enfants, 68, narindran’i Murphy, tsy navoaka; “Come, Ye Thankful People,” Hymns, no. 94, narindran’i Wilberg, navoakan’i Oxford.

Sabotsy Tolakandro, 5 Ôktôbra 2013, Fivoriana ho an’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf. Vavaka fanombohana: Loholona Paul V. Johnson. Vavaka famaranana: Carol F. McConkie. Hira nataon’ny amboarampeon’ny fianakaviana avy any amin’ireo tsatòka any Roy, sy Kanesville, sy Hooper, ary West Haven, Utah; Jane Fjeldsted, mpitarika; Linda Margetts, mpitendry ôrga: “On This Day of Joy and Gladness,” Hymns, no. 64, narindran’i Fjeldsted/Margetts, tsy navoaka; “Je sais que mon Sauveur m’aime,” Fampisehoana mandritra ny Fivoriana Fanasan’ny Tompo ataon’ny Ankizy, taona 2010, an’i Bell sy Creamer, narindran’i Fjeldsted/Margetts, tsy navoaka; “Saints en avant! Armés de foi en Christ” Cantiques, no. 40; “Fitia an-tokantrano,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, lah. 88, narindran’i Fjeldsted/Margetts, tsy navoaka.

Sabotsy Hariva, 5 Ôktôbra 2013, Fivoriamben’ny Fisoronana

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring. Vavaka fanombohana: Loholona Paul E. Koelliker. Vavaka famaranana: Loholona Walter F. González. Hira nataon’ny amboarampeo iray an’ny Fisoronana Aharôna avy any amin’ireo tsatòka any Murray, Utah; Kelly DeHaan, mpitarika; Richard Elliott, mpitendry ôrga: “Sing Praise to Him,” Hymns, no. 70, narindran’i Kempton, tsy navoaka; “Like Ten Thousand Legions Marching,” Hymns, no. 253, narindran’i Elliott, tsy navoaka; “Manaova ny marina,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, lah. 68; “Dieu de nos pères,” Cantiques, no. 38, narindran’i Huff, tsy navoaka.

Alahady Maraina, 6 Ôktôbra, Fivoriana ho an’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf. Vavaka fanombohana: Cheryl A. Esplin. Vavaka famaranana: Loholona Francisco J. Viñas. Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg, mpitarika; Clay Christiansen sy Richard Elliott, mpitendry ôrga: “Tsara ny asa,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, lah. 25; “Hosanna au grand Roi!” Hymns, no. 66; “Maître, la tempête lance,” Cantiques, no. 56, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Le monde a besoin d’ouvriers,” Cantiques, no. 162; “O Divine Redeemer,” an’i Gounod; “Misaotra Anao noho ny Mpaminany,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, lah. 72, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.

Alahady Tolakandro, 6 Ôktôbra 2013, Fivoriana ho an’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring. Vavaka fanombohana: David L. Beck. Vavaka famaranana: Loholona Claudio R. M. Costa. Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika; Bonnie Goodliffe, mpitendry ôrga: “They, the Builders of the Nation,” Hymns, no. 36, narindran’i Wilberg, navoakan’i Jackman; “Quand Jésus reviendra,” Chants pour les enfants, 46, narindran’i Murphy, tsy navoaka; “Appelés à servir,” Cantiques, no. 160; “Demeure auprès de mon Seigneur,” Cantiques, no. 93, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.

Sabotsy Hariva, 28 Septambra 2013, Fivoriamben’ny Fikambanana Ifanampiana Maneran-tany

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Linda K. Burton. Vavaka fanombohana: Laraine Swenson. Vavaka famaranana: Ana De Agostini. Hira nataon’ny amboaram-peo iray an’ny Fikambanana Ifanampiana avy ao amin’ny Foibe Fanofanana Misiônera ao Provo; Emily Wadley, mpitarika; Bonnie Goodliffe, mpitendry ôrga: “Ry Mpanavotra,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, lah. 9; “Allons avec foi,” Cantiques, no. 173; “Nous, sœurs de Sion,” Cantiques, no. 201, narindran’i Sally DeFord, tsy navoaka; “J’irai où tu veux,” Cantiques, no. 174, fandrindrana ny valin-kira nataon’i Wadley, tsy navoaka; “Ah, donne moi, Père,” Cantiques, no. 70, narindran’i Lyon, navoakan’i Jackman.

Fomba Hahazoana ireo Lahateny tamin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana

Mba hahazoana ireo lahateny tamin’ny fihaonamben’ny Fiangonana ao amin’ny Internet amin’ny fiteny maro dia tsidiho ny conference.lds.org. Mifidiana fiteny iray avy eo. Amin’ny ankapobeny dia roa volana aorian’ny Fihaonamben’ny Fiangonana no hita any amin’ny foibe fanapariahana ihany koa ny horonam-peon’izy ireo.

Hafatra ho an’ny Famangiana sy Fampianarana Isan-tokantrano

Ho an’ny hafatra ho an’ny famangiana sy ny fampianarana isan-tokantrano, dia mba misafidiana lahateny iray izay tena mifanaraka amin’ny zavatra ilain’ireo izay vangianao.

Eo amin’ny Fonony

Eo anoloana: Sary nalain’i Cody Bell.

Ao ambadika: Sary nalain’i Cody Bell.

Sary nandritra ny Fihaonambe

Ireo sary mandritra ny fihaonambe maneran-tany tao Salt Lake City dia nalain’i Welden C. Andersen, Cody Bell, Randy Collier, Weston Colton, Scott Davis, Craig Dimond, Lloyd Eldredge, Collin King, John Luke, Leslie Nilsson, Matthew Reier, Christina Smith, ary Byron Warner; tany Arraiján, Panama, nalain’i Josué Peña; tany Brasília, Brésil, nalain’i Tomé Siqueira; tany Cavite, Philippines, nalain’i Danilo Soleta; tany Colleyville, Texas, Etazonia, nalain’i Mark Mabry; tany Foz do Iguaçú, Brésil, nalain’i Lincoln Parmezan de Melo; tany Guatemala City, Guatemala, nalain’i Don Searle; tany Lima, Pérou, nalain’i Stephanie Navarette; tany Londres, Angletera, nalain’i Preston Judy; tany Lyon, France, nalain’i Carolyn Carter; tany Panama City, Panama, nalain’i Josué Peña; tany Rome, Italie, nalain’i Massimo Criscione; ary tany Santiago, Chili, nalain’i Cristian F. Castro Marin.