Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2019
Ho fampahafantarana ny mpikamban’ny Fiangonana, ny Fiadidiana Voalohany dia namoaka ity tatitra manaraka ity izay momba ny antontan’isa mikasika ny fivoarana sy ny toetoetry ny Fiangonana tamin’ny 31 Desambra 2019.
Rantsan’ny Fiangonana | |
Tsatòka |
3437 |
Misiôna |
399 |
Distrika |
542 |
Paroasy sy sampana |
30.940 |
Isan’ny mpikamban’ny Fiangonana | |
Totalin’ny isan’ny mpikambana |
16.565.036 |
Isan’ireo zaza vaovao voarakitra |
94.266 |
Mpikambana vaovao |
248.835 |
Misiônera | |
Misiônera manompo amin’ny fotoana feno |
67.021 |
Misiônera mpanao asa soa an’ny Fiangonana |
31.333 |
Tempoly | |
Tempoly natokana nandritra ny taona 2019 (Rome Italie, Kinshasa Repoblika Demokratikan’i Congo, Fortaleza Brésil, Port-au-Prince Haiti, Lisbonne Portugal, ary Arequipa Pérou) |
6 |
Tempoly naverina natokana nandritra ny taona 2019 (Memphis Tennessee, Oklahoma City Oklahoma, Oakland Californie, Raleigh Caroline du Nord, Franckfort Allemagne, Asunción Paraguay, ary Baton Rouge Louisianne) |
7 |
Tempoly miasa tamin’ny faran’ny taona |
167 |