Mey 2020 Ireo zavatra nisongadina nandritra ny Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany fanao isan-taona faha-190Nandritra ny Fihaonamben’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany maneran-tany fanao isan-taona faha-190, dia namporisika an’ireo mpikamban’ny Fiangonana ny Filoha Nelson mba hihaino ny feon’ny Tompo. Fivoriana sabotsy maraina Russell M. NelsonHafatra fanokafanaMampianatra ny Filoha Nelson fa rehefa miezaka ny ho tahaka ny Mpamonjy antsika bebe kokoa isika dia afaka ny hahazo fiadanana sy fifaliana na dia amin’ny fotoan-tsarotra aza. M. Russell BallardTsy hitozo ao amin’ity tanjona lehibe tokoa ity va isika?Namaritra ny fahatokiana sy ny fahafoizan-tena nasehon’i Joseph Smith sy i Hyrum rahalahiny ny Filoha Ballard. James R. RasbandManome antoka amin’ny fitsarana feno fahamarinanaMampianatra ny fomba hanatanterahan’ny Sorompanavotan’i Kristy ny fahamarinana sy ny famindram-po ny Loholona Rasband. Joy D. JonesAntso mendri-kaja manokanaMampiasa ny ohatra sy ireo fampianaran’i Joseph Smith ny Rahavavy Jones mba hankaherezana ireo vehivavy amin’ny fiezahany ny hanatratra ny fahafahany ara-panahy izaitsizy tokoa. Neil L. AndersenFahatsiarovana ara-panahy nanamarika ny fiainanaMampianatra ny Loholona Andersen fa ny fahatsiarovana ireo fotoana ara-panahy nanamarika ny fiainantsika dia afaka mankahery sy mampitony antsika mandritra ny fotoan-tsarotra. Douglas D. HolmesLatsa-paka lalina ao am-pontsikaMampianatra antsika Rahalahy Holmes mba hifantoka amin’ny fifandraisana, ny fanambarana, ny fahafahana misafidy, ny fibebahana, ary ny fahafoizan-tena mba ho latsa-paka kokoa ao am-pontsika ny filazantsara. Henry B. EyringFivavaky ny finoanaMampianatra ny Filoha Eyring fa ny fivavaky ny finoana dia afaka manampy antsika tsirairay hahafantatra ny anjara asantsika manokana ao amin’ny Famerenana amin’ny laoniny mitohy. Fivoriana sabotsy tolakandro Dallin H. OaksFanohanana ireo Manampahefana Ambony sy ireo Fitopololahin’ny Vondromparitra, ary ireo Mpiandraikitra AmbonyManolotra ireo mpitarika ato amin’ny Fiangonana mba hotohanana ny Filoha Oaks. Kevin R. JergensenTatitra avy amin’ny Departemantan’ny fanamarinana ny fampiasam-bolan’ny Fiangonana, taona 2019Manolotra ny tatitry ny Departemantan’ny Fiangonana misahana ny Fanamarinam-bola ho an’ny taona 2019 i Kevin Jergensen. Ulisses SoaresNy Fivoahan’ny Bokin’i MôrmônaSoritsoritan’ny Loholona Soares ireo fahagagana maro nitranga tamin’ny fivoahan’ny Bokin’i Môrmôna, tafiditra amin’izany ireo fahagagana izay mety hitranga eo amin’ny fiainantsika noho io rakitsoratra masina io. John A. McCuneManatona an’i Kristy—Miaina ny maha-Olomasin’ny Andro Farany ny tenaMampianatra antsika ny fomba hanampian’ny filazantsaran’i Jesoa Kristy naverina tamin’ny laoniny antsika mba hanao zavatra sarotra sy hanampy ny hafa hanao torak’izany koa ny Loholona McCune. Gérald CausséVavolombelona velona an’ilay Kristy velonaMampianatra ny Eveka Caussé fa ny Bokin’i Môrmôna dia mamerina amin’ny laoniny ny fahalalana marina momba an’i Jesoa Kristy sy ny Sorompanavotany. Dale G. RenlundSaintsaino ny hatsaram-po sy ny halehibeazan’ AndriamanitraManasa antsika ny Loholona Renlund mba hahatsiaro ny hatsaram-po sy ny halehibeazan’ny Ray any An-danitra sy i Jesoa Kristy ary hamantatra ireo fitahiana maro avy amin’ny fanaovana izany. Benjamin M. Z. TaiNy herin’ny Bokin’i Môrmôna eo amin’ny fiovam-poMampianatra ny Loholona Tai fa mirakitra ny fotopampianaran’i Kristy ny Bokin’i Môrmôna ary manampy antsika hanakaiky kokoa an’ Andriamanitra. Gary E. StevensonFanorenana tsara ho amin’ny andro ho avyMampianatra ny fomba hanampian’ireo fanatsarana atao amin’ny tempolin’i Salt Lake antsika hanorina fototra matanjaka iorenan’ny tena manokana ny Loholona Stevenson. Fivoriana sabotsy hariva Gerrit W. GongHosana sy Haleloia!—Ilay Jesoa Kristy Velona: Ivon’ny Famerenana amin’ny laoniny sy ny PaskaAmpianarin’ny Loholona Gong hoe ahoana no mahatonga an’i Jesoa Kristy ho ivon’ny Paska sy ny famerenana amin’ny laoniny amin’izao andro farany izao. Laudy Ruth Kaouk AlvarezNy fomba hitahian’ny fisoronana an’ireo zatovoMampianatra ny fomba ahafahana mitahy ny zatovo amin’ny alalan’ny fisoronana ny rahavavy Kaouk. Enzo Serge PeteloNy fomba hitahian’ny fisoronana an’ireo zatovoAmpianarin-dRahalahy Petelo ny fomba ahafahan’ny fanompoana ao amin’ny fisoronana mitahy an’ireo zatovolahy. Jean B. BinghamMiray hina amin’ny fanatanterahana ny asan’ AndriamanitraMampianatra ny fomba ahafahan’ny lehilahy sy ny vehivavy miara-miasa, raha manaraka ny ohatr’i Adama sy i Eva, mba hanome lanja ireo tsy fitoviana voajanahary misy eo aminy sy ny anjara masin’izy ireo ny Rahavavy Bingham. Henry B. EyringMandeha eo anoloantsika IzyMampianatra antsika ny Filoha Eyring fa fantatry ny Tompo ny ho avy ary mitarika antsika, tsikelikely, Izy mba hanatontosana ireo tanjony amin’ny andro farany. Dallin H. OaksNy Fisoronana Melkizedeka sy ireo fanalahidyMampianatra momba ny fiasan’ny fisoronana ao amin’ny Fiangonana sy ao an-tokantrano ny Filoha Oaks. Russell M. NelsonManokatra ny Lanitra mba hahazoana fanampianaMampiditra famantarana hita maso vaovao hahafantarana ny Fiangonana ny Filoha Nelson ary manasa ny rehetra hiara-hifady hanina sy hiombom-bavaka. Fivoriana alahady maraina Ronald A. RasbandFahatanterahan’ny faminanianaNampianatra mikasika ireo faminaniana izay tanteraka nandritra ny Famerenana amin’ny laoniny ny Fiangonana izay eo an-dalam-pitohizana ny Loholona Rasband. Bonnie H. CordonMba hahazoany mahitaManasa antsika Rahavavy Cordon mba hanaraka ny ohatra nasehon’i Jesoa Kristy ary avy eo dia ho fahazavana sy ohatra ho an’ireo manodidina antsika indray. Jeffrey R. HollandFanantenana mamirapiratra tonga lafatraMampianatra ny Loholona Holland fa ny Famerenana amin’ny laoniny ny filazantsara dia maneho fa afaka manana fanantenana isika satria miaraka amintsika Andriamanitra. David A. Bednar“Aoka izany trano izany haorina ho an’ny anarako”Mampianatra ny Loholona Bednar fa ny ôrdônansy sy fanekempihavanana atao any amin’ny tempoly dia manova ny fontsika ary mitahy ny fianakaviana amin’ny lafy roan’ny voaly. Russell M. NelsonHenoy IzyMampianatra ny fomba ahafahantsika mandre ny Tompo ny Filoha Nelson, ary namoaka fanambarana vaovao iray izy: “Ny Famerenana amin’ny Laoniny ny Fahafenoan’ny Filazantsaran’i Jesoa Kristy: Fanambarana ho an’izao tontolo izao nandritra ny fankalazana ny faha-roanjato taona.” Russell M. NelsonFihobiana ny HôsanaNitarika ireo mpandray anjara tamin’ny Fihobiana Hosana masina ho fankalazana ny Fahitana Voalohany nisehoan’ny Ray sy ny Zanaka ny Filoha Nelson. Fivoriana Alahady Tolakandro Dallin H. OaksIlay drafitra lehibeMampianatra ireo singa manan-danja ao amin’ny drafitry ny Ray any An-danitra ny Filoha Oaks, anisan’izany ny fanomezan-toky efatra izay omen’izany ho antsika mba hanampiana antsika eo amin’ny fiainana an-tany. Quentin L. CookNy fitahiana entin’ny fanambarana tsy tapaka amin’ireo mpaminany sy ny fanambarana ho an’ny tena manokana hitarihana ny fiainantsikaMampianatra ny Loholona Cook fa ireo mpaminany dia mandray fanambarana tsy tapaka hitarihana ny Fiangonana ary isika dia afaka mandray fanambarana hitarihana ny fiainantsika. Ricardo P. GiménezMahita fialofana amin’ireo tafiotry ny fiainanaMampianatra ny Loholona Giménez fa afaka ny ho fialofana amin’ny fahoriana sy ireo tafiotra ao amin’ny fiainantsika i Jesoa Kristy raha avelantsika Izy. Dieter F. UchtdorfAvia dia miombònaNanasa ny rehetra ny Loholona Uchtdorf mba hiaraka amintsika amin’ny fanompoana ny zanak’ Andriamanitra, amin’ny fanarahana ny dian’ny Mpamonjy, ary amin’ny fanaovana ity izao tontolo izao ity ho toerana tsara kokoa. L. Whitney ClaytonNy tokantrano soa indrindraMampianatra ny Loholona Clayton fa lasa ny tsara indrindra azontsika ahatongavana isika rehefa miezaka miaina ny filazantsaran’i Jesoa Kristy. D. Todd ChristoffersonMizara ny hafatry ny Famerenana amin’ny laoniny sy ny Fitsanganana amin’ny matyMampianatra momba ny maha-zava-dehibe ny fizarana ny hafatry ny famerenana amin’ny laoniny ny Loholona Christofferson ary manolotra zavatra takina anankitelo mba hampahomby ny fanatanterahana izany. Russell M. NelsonMandrosoa hatrany amim-pinoanaMampianatra ny Filoha Nelson fa isika dia hampatanjahina rehefa mpanara-dia maherifo an’i Jesoa Kristy sy rehefa manaja ireo fanekempihavanana nataontsika. Manambara tempoly vaovao izy. Manampahefana Ambony sy Mpiandraikitra Ambony ao amin’ Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2019Tatitra momba ny antontan’isa an’ny Fiangonana ho an’ny taona 2019. Vaovaom-piangonana Loholona Jorge T. BecerraTantaram-piainan’i Jorge T. Becerra. Loholona Matthew S. HollandTantaram-piainan’i Matthew S. Holland. Loholona William K. JacksonTantaram-piainan’ny Loholona William K. Jackson. Loholona Jeremy R. JaggiTantaram-piainan’i Jeremy R. Jaggi. Loholona Kelly R. JohnsonTantaram-piainan’i Kelly R. Johnson. Loholona Thierry K. MutomboTantaram-piainan’ny Loholona Thierry K. Mutombo. Loholona Adeyinka A. OjediranTantaram-piainan’i Adeyinka A. Ojediran. Loholona Ciro SchmeilTantaram-piainan’ny Loholona Ciro Schmeil. Loholona Moisés VillanuevaTantaram-piainan’ny Loholona Moisés Villanueva. Steven J. LundTantaram-piainan’i Steven J. Lund. Ahmad S. CorbittTantaram-piainan’i Ahmad S. Corbitt. Bradley R. WilcoxTantaram-piainan’i Bradley R. Wilcox. Ireo fotoana tsy hay hadinoina nandritra ny fihaonambeNy sasany tamin’ireo fotoana tsy hay hadinoina nandritra ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany aprily 2020. COVID-19: Hafatra mitondra fitarihana sy fanasitranana ary fanantenanaNizara ny fomba nahitan’izy ireo ny fiasan’ny tanan’ny Tompo nandritra ireo fotoan-tsarotra ireo mpikamban’ny Fiangonana manerana an’izao tontolo izao. Mianatra avy amin’ireo hafatra avy amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany