Janoary 2021 Hampitodika antsika rehetra amin’i Jesoa Kristy Henoy IzySarin’i Kristy miaraka amin’ny soratra masina avy ao amin’ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana Famoahana iray vaovao ho an’ny Fiangonana maneran-tany Filoha Russell M. NelsonMitombo ao amin’ny fitsipiky nyfandraisana fanambarana Mampianatra antsika ny fomba handrenesana tsara kokoa sy matetika kokoa ny Tompo ny Filoha Nelson Miresaka amintsika Andriamanitra amin’izao.Famintinana ny atao hoe fanambarana sy ny fomba hahafahantsika mandray izany. Khumbulani D. MdletsheNy fomba ampatanjahan’ny fandalinana ny tantaran’ny Fiangonana ny finoakoMizara ny fomba nampatanjaka ny finoany noho ny fandalinany ny tantaran’ny Fiangonana ny mpikambana iray ka nahatonga azy ho mpianatr’i Kristy tsara kokoa. Jean B. BinghamIreo vehivavy sy ny herin’ny fanekempihavananaNy Rahavavy Jean B. Bingham dia mampianatra ny fomba ahafahan’ny vehivavy mahatakatra ireo tombontsoa sy ny hery ananany noho ny fisoronana. Ahoana no fomba hitahian’ny filazantsara naverina tamin’ny laonina antsika?Fanampiana amin’ny fandalinana ho an’ny famakiana ny Avia, hanaraka Ahy amin’ity volana ity. Jan E. NewmanNy hasarobidin’ny fanahy tsirairayNampianatra ny Rahalahy Jan E. Newman fa sarobidy amin’ny Ray any An-danitra ny olona tsirairay. Douglas G. RichensHafatra feno fanantenana ho an’ireo voafonjaTeny mitondra fankaherezana sy feno fanantenana ho an’ireo voafonja. Marissa WiddisonManompo ireo voafonja Hevitra ny amin’ny fomba ahafahantsika manompo ireo izay voafonja. Lucy Stevenson EwellManampy ireo ankizy hiomana ho amin’ny batisaFomba ahafahan’ny ray aman-dreny sy ny mpitarika manomana ny ankizy ho amin’ny batisa. Ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana nandritra ireo taona nifandimbySary torohay momba ireo fanovana ara-tantara teo amin’ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana. Pejy ho an’ny Vondromparitra Afrika Atsimo Fiovam-po sy fifaliana maharitra Taona vaovao miaraka amin’ny Finoana an’i Kristy Fiaretana sy faharetana ary finoana Avelao ny hazavanao hamiratra Manakaiky sy manampy am-pitiavana ireo vao niova fo sy ireo mpikambana malaindaina