“Teny fanolorana,” Tantara ao amin’ny Bokin’i Môrmôna (2023)
Teny fanolorana
Mandalo famolavolana ny Tantara ao amin’ny Bokin’i Môrmôna amin’izao fotoana izao. Ny amboaran-tantara feno dia hanohana ny fandalinana ny soratra masina ataon’ny isam-batan’olona sy ny fianakaviana ary koa ny loharanom-pitaovana Avia, hanaraka Ahy ho an’ny Bokin’i Môrmôna.
Hahitana ireo tantara voatanisa etsy ambany ilay amboaran-tantara. Hivoaka ireo tantara rehefa voavolavola izy ireo.
Horaisina an-tanan-droa ireo fanamarihana sy sosokevitra. Alefaso amin’ny scripture-stories@ChurchofJesusChrist.orgazafady ny fanamarihana avy aminao.
-
I Abinadia sy i Noà Mpanjaka
-
I Almà teny amin’ny Ranon’i Môrmôna
-
I Noà Mpanjaka sy i Limia Mpanjaka
-
I Almà sy ny vahoakany
-
I Almà sy i Amioleka tao am-ponja
-
I Amôna
-
I Abisa
-
Ireo Antia-Nefia-Lehia
-
I Almà sy i Kôrihôra
-
Ireo Zôramita
-
Ny Kapiteny Môrônia sy Zerahemnà
-
Ny fanevan’ny fahafahana
-
Mpanompovavy Nefita iray
-
I Teankoma
-
Renin’ny tafika tanora iray
-
Tafika tanora iray
-
Ny Kapiteny Môrônia sy i Pahôrana
-
I Teankoma sy i Môrônia
-
I Nefia sy i Lehia mpirahalahy
-
I Nefia Mpaminany
-
I Samoela Mpaminany
-
Ireo famantarana ny fahaterahan’i Jesoa
-
I Jesoa nitsidika ny vahoaka
-
Nisafidy mpianatra roa ambin’ny folo i Jesoa
-
Nampianatra ny olona i Jesoa
-
Nitsodrano ireo ankizy i Jesoa
-
Nizara ny fanasan’ny Tompo i Jesoa
-
Niverina tany amin’ny Rainy i Jesoa
-
I Môrmôna Mpaminany
-
I Jareda sy ny fianakaviany
-
I Etera Mpaminany
-
I Môrônia Mpaminany