ary i . Izy rehetra ireo dia tao amin’ ny Kôlejin’ ny Fitopololahy teo aloha; sy efa samy mpanolotsaina tao amin’ ny fiadidian’ ny Fikambanana Ifanampiana maneran-tany; vadin’ ny Loholona PhilipT. Sonntag, mpikambana tao amin’ ny Kôlejin’ ny Fitopololahy teo aloha; vady navelan’ ny Loholona LloydP. George, mpikambana tao amin’ ny Kôlejin’ ny Fitopololahy teo aloha; vadin’ ny Loholona Lino Alvarez, mpikambana tao amin’ ny Kôlejin’ ny Fitopololahy teo aloha ihany koa; ary filohan’ ny Amboarampeon’ ny Tabernakely teo aloha.