April 2018 Russell M. NelsonEo am-pandrosoantsika miarakaHafatra avy amin’ny Filoha Nelson ho an’ny mpikamban’ny Fiangonana taorian’ny nanokanana azy ho Filohan’ny Fiangonana faha-17. Chieko N. OkazakiHarona sy tavoahangyNa manao ahoana na manao ahoana ireo fitsipika ara-kolontsaina manodidina antsika, dia mitovy na aiza na aiza ireo fotopampianarana sy ôrdônansin’ny filazantsara. Joseph B. WirthlinIlay alahady maraina namiratra Chakell WardleighNy dian’ny Mpamonjy farany sy nataony irery Valerie DurrantTandindon’ny Paska fahizay miisa 6 izay mety hanova ny fomba fijerinao ny PaskaNy fomba hanehoan’ireo tandindon’ny Paska fahizay an’i Jesoa Kristy sy ny sorompanavotany. Gary E. StevensonNdeha isika hizara ny fahalalantsika mikasika ny Mpamonjy irayNanazava ny fomba ahafahantsika mampiasa ny tambazotra ifaneraserana mba hizarana ny hafatry ny filazantsara ny Loholona Stevenson. Toko 3: Ireo takela-bolamena Daniel C. PetersonManakatra ny fivavahana SilamoTantara sy fotopampianarana ary fombafomba sasantsasany an’ny fivavahana Silamo ary ny fomba fijerin’ny Olomasin’ny Andro Farany an’izany fivavahana izany. Ny feon’ny Olomasin’ny Andro Farany Simeon NnahInty ilay toerana Sarah KeenanAhoana no ahafahako manatsara ny fandalinako soratra masina mba hahaliana kokoa? Elvin Jerome Laceda“Mitsambikìna ao anatin’ny renirano!” Judy RascherMahatsapa ho toy ny any an-trano indray Rakotomalala Alphone, Sarodroa, Madagasikara Ho an’ny Tanora Ulisses SoaresLalana mankany amin’ny tena fahasambaranaNy fandehanantsika amim-pahatokiana sy tsy tapaka eo amin’ireo lalana marina dia hamela antsika hianoka ny fahasambarana ao anatin’ny dia izay miandry antsika. Maryssa Dennis and Charlotte LarcabalNy fahasambarana: mihoatra lavitra ny hetsi-poInona no atao hoe fahasambarana ary ahoana no ahafahantsika misafidy ny ho sambatra? Sunday Chibuike ObasiFanambadiana, vola, ary finoanaNizaha toetra ny finoany ny tanora tokan-tena iray tamin’ny alalan’ny firosoana tamin’ny fikarakarana fanambadiana na dia tsy nanam-bola betsaka aza. Ho an’ny Zatovo Fanontaniana sy valiny Raha tsapako ho toy ny mihavery izany ny finoako, dia inona no azoko atao? Nahoana Andriamanitra no mamela ny hisian’ny ady? Robert D. HalesNy vavaka: Fanalahidy hahazoana fijoroana ho vavolombelona sy fanalahidin’ny Famerenana amin’ny laoninyNy Loholona Hales dia mampianatra fa ireo singa ao anatin’ny Famerenana amin’ny laoniny ny Fiangonana dia azo avy tamin’ny alalan’ny vavaka avokoa. Ny vavaka ihany koa no fanalahidy hahazoana fijoroana ho vavolombelona. Faith Sutherlin BlackhurstInona, nahoana, ary tamin’ny fomba ahoana: Fanazavana amin’ny antsipiriany ny Famerenana amin’ny laoninyTsy zava-baovao ny fifandimbiasan’ny fitrangan’ny apôstazia sy ny famerenana amin’ny laoniny. Hanampy anao hianatra bebe kokoa momba io lamina fahiny io ity tabilao ity. Sarah HansonMamantatra ny MpamonjyMizara ireo zavatra nianarany mikasika an’i Jesoa Kristy avy ao amin’ny soratra masina ny zatovo. Ho an’ny Ankizy Ny dikan’ny Famerenana amin’ny laoniny ho ahy David A. BednarMijoro ho vavolombelona momba an’i Kristy ireo Apôstôly Valeri CordónLesona iray mahatalanjona Ray GoldrupNy tsena fivarotana kiraron’i Abuelo Sahia maneho hatsaram-panahy! Cael S.Very dia hita indray Ny pejintsika Kim Webb ReidNamidy tany Egypta i Josefa Pejy holokoina D. Todd ChristoffersonNy maha-tena nisy ny Fitsanganana tamin’ny maty