-
Velona Izy!
“Afaka ny olony. Fa nandresy ilay Kristy!”
-
Fanehoana ny finoana:
Bob sy Lori Thurston—Misiônan’i Cambodge Phnom Penh
Tsy araka izay nandrasan’izy ireo ny toerana nanaovany asa fitoriana saingy fitahiana nitahy azy ireo tamin’ny fomba tsy nampoizina izany.
-
Ireo Fitsipika momba ny fanompoana:
Manao izay hahatonga ny fanompoana hampifalifaly
Ao amin’ny fanompoana no ahitana ny iray amin’ireo loharanom-pifaliana marina indrindra.
-
Rehefa mandalo fahakiviana dia tsarovy ilay mpitondratena tao Naina
Nosoratan’i Keith J. Wilson
Tahaka ny nataony tamin’ilay mpitondratena tao Naina, dia ho avy amintsika amin’ny fotoana faran’izay maha-ketraka antsika indrindra ny Mpamonjy.
-
Matokia ny fanafahan’ny Mpamonjy.
Nosoratan’ny Filoha Henry B. Eyring
Hitarika antsika ho amin’ny fanafahana amin’ireo fitsapana antsika ny Tompo rehefa tonga olona marina kokoa isika.
-
Hira:
Tao an-jaridaina tao
Nosoratan’i Tammy Simister Robinson
Niaina sy maty ho antsika ny Mpamonjy.
-
Lesona telo momba ny fitiavana sy fifaliana ary fiadanana
Nosoratan’i Brian K. Ashton
Afaka ny hahita fifaliana ianao na manao ahoana na manao ahoana toe-javatra iainanao.
-
Ny feon’ny Olomasin’ny Andro Farany
Rivo-doza iray nandrava ireo drafitra ho an’ny fanambadiana; ny tena dikan’ny fiainana an-tany; hira iray nanome fanantenana; fanasana iray nekena.
-
Fitahiana avy amin’ny fizakan-tena:
Miroborobo ny orinasa
Nosoratan’i Joshua J. Perkey
Nisy mpisolovava iray very asa saingy nahazo fitaomam-panahy nandritra ireo kilasin’ny fizakan-tenan’ny Fiangonana.
-
Ny tokantranontsika, ny fianakaviantsika:
Zanaky ny Ray any An-danitra ny zanakay lahy
Nosoratan’i Jerlyn Murphy
Na dia tianay toy ny ahoana aza ireo zanakay dia tia azy ireo bebe kokoa noho izany Andriamanitra.
-
Mampianatra ny zatovo sy ny ankizy kely:
Fiatrehana zava-doza
Torohevitra hanampiana ireo zanakao hahatsapa fiadanana.