Aprily 2019 Reykjavík, Islande Votoatiny Votoatiny Rehefa kivy ianao Velona Izy! Bob sy Lori Thurston—Misiônan’i Cambodge Phnom Penh Manao izay hahatonga ny fanompoana hampifalifalyNy fomba ahafahan’ireo ezaka ataontsika amin’ny fanompoana hitondra fifaliana ho antsika sy ho an’ny hafa. Keith J. WilsonRehefa mandalo fahakiviana dia tsarovy ilay mpitondratena tao NainaRehefa mahatsiaro ho hadino na tsy misy miraharaha isika dia afaka mahatsiaro ny fomba nihazakazahan’ny Mpamonjy mba hanampy an’ilay mpitondratena tao Naina, dia hanampy antsika ihany koa Izy. Henry B. EyringMatokia ny fanafahan’ny Mpamonjy.Mijoro ho vavolombelona ny amin’ny herim-panafahan’ny Mpamonjy izay hanafaka antsika amin’ny fahafatesana sy amin’ny fitsapana antsika ny Filoha Eyring. Tammy Simister RobinsonTao an-jaridaina tao Brian K. AshtonLesona telo momba ny fitiavana sy fifaliana ary fiadananaMamariparitra ny fomba hahitantsika fitiavana sy fifaliana ary fiadanana eo amin’ny fiainantsika Rahalahy Ashton na dia eo aza ireo toe-javatra iainantsika. Chakell WardleighTsy tena miaina ny Filazantsara amin’ny fonao manontolo ve ianao?Manao izay rehetra azoko hatao ve aho mba hiaina tahaka ny tena mpianatr’i Kristy amin-kitsim-po tokoa? Sa tsy amin’ny foko manontolo no anaovako izany? Ny feon’ny Olomasin’ny Andro Farany Koraima Santiago de JesusNa rivo-doza aza tsy hahasakana anay Richard J. Anderson“Izany no fiainana!” Maria OkaMahita an’i Dada mihira Martin Apolo CordovaFanasana ho an’i Ricardo Joshua J. PerkeyMandeha tsara ny fandraharahanaLehilahy iray very asa no nanaraka ireo kilasin’ny fizakan-tenan’ny Fiangonana ka nahazo fitaomam-panahy momba ny orinasany manokana. Jerlyn MurphyZanaky ny Ray any An-danitra ny zanakay lahyMahatsikaritra ny renin-jazalahy iray fa zanaky ny Ray any An-danitra ihany koa ilay zanany. Fiatrehana zava-dozaNy fomba hanampiana ny ankizy hiatrika zava-doza. Ho an’ny tanora Mitarika ahy ve Andriamanitra? Erin RiderFandraisana fanapahan-kevitra: Fahafahana misafidy sa fanambaranaManazava ny fomba ahafantarana ny anjara asan’ Andriamanitra amin’ny fandraisana fanapahan-kevitra ny tanora vavy iray. Fanambarana manokana ho an’ny tena manokanaMizara ny fomba nandraisany fanambarana ho an’ny tena manokana ireo tanora. Ho an’ny Zatovo ZatovoFampahafantarana fohy sy fijoroana ho vavolombelona avy amin’ny tanora OAF. Alex Hugie sy Aspen StanderMikatsaka fiadanana ho an’ny tenanao sy ho an’ny hafa mandritra ny fotoan-tsarotraFomba valo hanampiana anao sy ny hafa hahatsapa fiadanana. Sally Johnson OdekirkHazakazaka lavitr’ezaka ny fiainana: zatovo any GresyZatovo OAF any Gresy miara-misalahy amin’ny fiaraha-mientana mampatanjaka ny finoan’izy ireo. Ahoana no ahafahan’ny tsodranon’ny patriarika noraisiko manampy ahy handray fanapahan-kevitra? Ahoana no ahafahan’ny tsodranon’ny patriarika noraisiko manampy ahy handray fanapahan-kevitra? Amin’ny maha-zatovovavy ahy dia tokony hifantoka bebe kokoa amin’ny fianarana sy asa ve aho sa amin’ny fahatongavana ho vady sy reny? Jenedy PaigeIlay safidy: Ho mpanao sary hosodoko ikoizana sa reny ikoizana?Miezaka manapa-kevitra ny amin’ny fomba handanjalanajna ny fiainana amin’ny maha-mpanao sary hosodoko sy ny maha-reny ny tanora mpitovo iray. David DicksonManandrama fombafomba fanao vaovao amin’ny PaskaFombafomba 5 fanao amin’ny Paska izay azonao atao mba hahatsiarovana bebe kokoa ny Mpamonjy. M. Russell BallardNy fomba lehibe indrindra nanehoana ny fitiavan’ Andriamanitra Fizarana vaovao ho an’ny ankizy ao amin’ny LiahonaFanazavana momba ireo fanovana amin’ny fizarana ho an’ny ankizy ao amin’ny gazetiboky Liahona. Namana Namana Russell M. NelsonFanomezana lehibe avy amin’ Andriamanitra Ny tantaran’ny Paska Sally DeFordRehefa miverina any Aminy aho Jane McBrideFahamarinan-toetra tsara Nitsidika an’i Inde ny Loholona Bednar Ireo mpaminanintsika sy apôstôlintsika Sheila KindredIlay akanjo bà tsy hita Maneho ny fiarahabana avy aty Estonie Jessica LarsenMahatsapa tena ho vaovao Reyna I. AburtoMbola hahita azy indray aho Asehoy sy lazao Ireo Mpaminany sy Apôstôlintsika ankehitriny Ry ray aman-dreny malala,Taratasy ho an’ny ray aman-dreny izay manazava ny ao anatin’ny Namana amin’ity volana ity.