Jolay 2023 Henoy IzyPeta-drindrina misy haikanto sy soratra masina. Tonga soa ato amin’ity laharana ityPatricio M. GiuffraNy fanasan’ny Mpamonjy hizara ny fahazavanyFanasana hizara ny filazantsara tahaka ny nataon’ireo Apôstôly ao amin’ny Testamenta Vaovao, na dia eo aza ny tsy fahaizana. Quentin L. CookNy antso omena antsika mba hizara ny Filazantsaran’ny MpamonjyMampianatra ny Loholona Cook fa isan’ny fanajana ny fanekempihavanantsika amin’ny maha-mpikambana antsika ao amin’ny fanjakan’ Andriamanitra ny fizarana ny filazantsaran’i Jesoa Kristy. Ireo fototry ny filazantsaraMizara ny filazantsaran’i Jesoa KristyFitsipika fototra momba ny fizarana ny filazantsaran’i Jesoa Kristy. Fanehoana ny finoanaGrzegorz PawlikMitohy ny fahagagana ataon’ AndriamanitraTovolahy iray avy any Pôlônina izay tapa-kevitra ny hanaporofo fa tsy manana ny marina ireo misiônera Olomasin’ny Andro Farany no talanjona tamin’ny hafatr’izy ireo ka lasa mpikamban’ny Fiangonana nony farany. Joy Teresa M. MoisesMila ny filazantsara ny olon-drehetraNy fahitana ireo olana atrehin’ny olona dia nahatonga ahy hahatsapa fa mila misiônera amin’ny fotoana feno ny Tompo mba hizara ny filazantsarany. Ireo fahagagana nataon’i JesoaCarlos A. GodoyMahita ireo fahagagana ataon’ny Mpamonjy eo amin’ny fiainantsikaMizara lesona efatra azontsika ianarana avy amin’ny fanasitranan’ny Mpamonjy ny jamba ny Loholona Godoy. Fitsipika momba ny fanompoanaManompo ombam-piantranaNy fomba ahafahan’ny fitsipiky ny fiantrana manampy antsika hahomby amin’ny fanompoana. Brittany BeattieManohana ireo mpikambana izay miaina anaty fisaraham-panambadianaTorohevitra hanampiana ireo mpikambana ao amin’ny paroasy sy sampana mba hanohana am-bavaka ireo izay miaina fisaraham-panambadiana. Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany Christopher DeaverNy asa fitoriako izay notohizakoNahare ny fahafatesan’ny rainy ny misiônera tanora anankiray ary avy eo dia namaky taratasy farany tena manan-danja avy taminy. Luis RobledoAoka isika tsy hatahotraRehefa nanapa-kevitra ny hanao horonan-tsary mampiseho ny zavatra fantatro sy tsapako momba ny filazantsaran’i Jesoa Kristy naverina tamin’ny laoniny aho dia tsy fantatro akory hoe inona no mety hitranga. Kanefa faly aho fa nataoko ilay izy. Shirl Brown Jr.Mino an’ Andriamanitra ve ianao?Zatovolahy anankiray izay manontany tena raha nanana fijoroana ho vavolombelona no voatarika hizara ny filazantsara amin’ny namana iray. Tafaorina eto ny FiangonanaPlovdiv, BolgariaFitantarana ny fivoaran’ny Fiangonana any Bolgaria. Tanora tokan-tena sy mpivady vao herotrerony Ciro SchmeilIreo fanovana tiantsika—sy tsy tiantsika—atrehanaNy Loholona Schmeil dia mampifandray ny zavatra niainany tamin’ny fihazakazahana amin’ireo fanovana izay fidiantsika ary voatery tsy maintsy hatao mandritra ny fiainantsika eto an-tany. Dara LaytonManova ny fomba ampiasaiko mba hahazoana fijoroana ho vavolombelonaNizara ny fomba nanampian’ny fiovana azy mba hahazo fijoroana ho vavolombelona ny tanora olon-dehibe iray. Ho an’ny ray aman-drenyMiaina sy mizara ny filazantsaraHevitra ho an’ireo ray aman-dreny mba hanampiana azy ireo hampianatra ny zanany hampiasa ireo gazetiboky. Norman HillIreo bitsika ao amin’ny tempolyTsy misy toerana mitovy amin’ny tempoly eto ambonin’ny tany. Toerana hahazoana fanambarana izy ireny. Avia, hanaraka Ahy Patricio M. GiuffraNy lalantsika manokana mankany EmaosyNy Loholona Giuffra dia mizara sahanasa tsotsotra miisa dimy izay afaka manampy antsika hanatona ny Mpamonjy. Ahoana no ahafahako mino nefa tsy mahita?Fomba anankitelo hanamafisana orina ny finoantsika sy ny fijoroana ho vavolombelona ananantsika. Ahoana no fomba iainanao araka ny fotopampianaran’i Kristy?Tahaka ireo izay niova fo voalaza ao amin’ny Asan’ny Apostoly 2, dia hatraiza ny fandraisantsika ny fotopampianaran’i Kristy? Ahoana no itarihan’ Andriamanitra ahy hanao ny asany?Hevitra momba ny fandraisantsika anjara amin’ny asan’ Andriamanitra. Inona no dikan’izany hoe Kristiana izany?Manao ahoana isika amin’ny fanamafisana orina ireo toetra tahaka ny an’i Kristy ao anatintsika? Dallin H. OaksNy fiteny ampiasaina amin’ny vavakaNy Filoha Oaks dia mampahatsiahy antsika ny fiteny masina ampiasaina amin’ny vavaka.