2021
Fanaovana ny boky fihirana voalohany
Volana martsa 2021


“Fanamboarana ny boky fihirana voalohany,” Ho zatovo mahery!, mar. 2021, 9.

Avia, hanaraka Ahy

Fanaovana ny boky fihirana voalohany

Sary
Fanaovana ny boky fihirana voalohany

Tia ireo fihirana masina ireo mpikamban’ny Fiangonana teo anelanelan’ny taona1830 ka hatramin’ny 1839.

Tamin’ny alalan’ny Mpaminany Joseph Smith no nanomezan’ny Tompo fanambarana ho an’i Emma Smith mikasika ny fomba ahafahany manampy.

… misafidiana fihirana masina …

Niara-niasa tamin’ny mpikambana hafa i Emma mba hanangona sy hanoratra ireo hira izay voarakitra ao anatin’ny fihirana.

Tany am-piandohan’ny taona 1836 dia azo nampiasaina ny boky fihirana voalohany.

“Fa finaritra amin’ny hiran’ny fo ny fanahiko” (Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 25:12).

Hamoaka printy