Volana martsa 2021 Fandraisana naoty amin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana Maneran-tanyFandraisana naoty mba hanampiana ny zatovo hiomana sy handray anjara amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany, aprily 2021. MampifandrayFilazana fohy ny mombamomba ny zatovo iray sy ny tantarany Loholona Gerrit W. GongIvon’ny Paska: Ilay Kristy VelonaMampianatra ny Loholona Gong fa ny fitsanganana amin’ny maty sy ny famerenana amin’ny laoniny no ivon’ny sorona fanavotana nataon’i Jesoa Kristy sy ny fankalazantsika ny Paska. Richard M. RomneyToy ny varavarankely amin’ny fanahinaoIreo tanora izay monina ao Floride, Etazonia dia nianatra zavatra maro tamin’ny alalan’ny fandraisana anjara tanatin’ny amboarampeo iray izay nihira tany amin’ny lanonana momba ny mozika iray izay niraisan’ny antokom-pinoana maro. Avia, Hanaraka AhyEmily Joy Powell sy Mike GroverFanaovana ny boky fihirana voalohanyNahazo andraikitra avy amin’ny Tompo i Emma Smith mba hanambatra ny boky fihirana voalohany ho an’ny Fiangonana naverina tamin’ny laoniny. Avia, hanaraka AhyLoholona Paul B. PieperMiomana ny hanana mandrakariva ny FanahinyNy Loholona Pieper dia mampianatra momba ireo fanontaniana azontsika apetraka amin’ny tenantsika mba hamantarana raha toa ka mendrika ny handray ny fanasan’ny Tompo isika na tsia, ary vokatr’izany dia hanana mandrakariva ny Fanahy miaraka amintsika. Fototra mafy orinaTantara fohy momba ny zatovo sy fijoroana ho vavolombelona avy amina zatovo Loholona Quentin L. CookFanambarana mitohyAmpianarin’ny Loholona Cook antsika ny fomba ahafahantsika mahazo fanambarana mitohy ho an’ny tena manokana eo amin’ny fiainantsika. Olona ao amin’ny tantaran’ny FiangonanaEmma SmithTantara fohy momba an’i Emma Smith.