“Emma Smith,” Ho zatovo mahery!, volana Martsa. 2021, 17.
Olona avy ao amin’ny tantaran’ny Fiangonana
Emma Smith
-
1804–1879
-
Mpampianatra no asany.
-
Filoha voalohany tao amin’ny Fikambanana Ifanampiana.
-
Nanambatra ny boky fihirana voalohany an’ny Fiangonana.
-
Eny fa na dia tamin’ny fahazazany aza dia nanana fahatsapana mahery vaika ny hahafoy tena ho an’ Andriamanitra hatrany i Emma. Nanokan-tena ny hanompo ny hafa izy ary nantsoin’ny Tompo hoe “vehivavy nofinidy” (Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 25:3).