Famintinana ny Fihaonamben’ny Fiangonana Fanao Isan-taona Faha-181
Asabotsy Maraina, 2 Aprily 2011, Fivoriana ho an’ny Daholobe
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf. Vavaka Fanombohana: Loholona Allan F. Packer. Vavaka Famaranana: Loholona Dale G. Renlund. Hira nataon’ny Amboarampeon’ny tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika ny amboarampeo; Clay Christiansen, mpitendry ôrga: “Hosanna au Grand Roi!” Cantiques, no. 34; “Gloire au Dieu Tout-puissant,” Hymns, no. 67; “We Listen to a Prophet’s Voice,” Hymns, no. 22, narindran’i Murphy, tsy navoaka; “Velona Ilay Mpanavotra Ahy,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 76; “I Know That My Savior Loves Me,” Creamer/Bell, narindran’i Murphy, tsy navoaka; “An-tendrombohitra,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 59, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.
Asabotsy Tolakandro, 2 Aprily 2011, Fivoriana ho an’ny Daholobe
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf. Vavaka Fanombohana: Loholona Kevin W. Pearson. Vavaka Famaranana: Loholona Michael T. Ringwood. Hira nataon’ny amboarampeo mitambatry ny Oniversiten’i Brigham Young–Idaho; Eda Ashby sy Randall Kempton, mpitarika ny amboarampeo; Bonnie Goodliffe, mpitendry ôrga: “Fototra mafy Orina,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 12, narindran’i Ashby, tsy navoaka; “Endrey Fahendrena, Fitia,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 37; “Saints, en avant! Armés de foi en Christ,” Cantiques, no. 40; “Let Zion in Her Beauty Rise,” Hymns, no. 41, narindran’i Kempton, tsy navoaka.
Asabotsy Hariva, 2 Aprily 2011, Fivorian’ny Fisoronana
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring. Vavaka Fanombohana: Loholona Rafael E. Pino. Vavaka Famaranana: Loholona Joseph W. Sitati. Hira nataon’ny amboarampeon’ny fisoronana avy amin’ny Institiota Fianarana Filazantsaran’i Ogden Utah sy Logan Utah; Jerald F. Simon, J. Nyles Salmond, sy Alan T. Saunders, mpitantana ny amboarampeo; Andrew Unsworth, mpitendry ôrga: “See the Mighty Priesthood Gathered,” Hymns, no. 325; “Guide Me to Thee,” Hymns, no. 101, narindran’i Unsworth, tsy navoaka; “Ry Mpanavotra,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 9; “Sois Loué pour ces Collines,” Cantiques, no. 20, narindran’i Durham, navoakan’i Jackman.
Alahady Maraina, 3 Aprily 2011, Fivoriana ho an’ny Daholobe
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Henry B. Eying. Vavaka Fanombohana: Loholona Gary E. Stevenson. Vavaka Famaranana: Loholona Tad R. Callister. Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg, mpitarika ny amboarampeo; Richard Elliott sy Andrew Unsworth, mpitendry ôrga: “Rocher du Salut Suprême,” Cantiques, no. 168; “Sabbath Day,” Hymns, no. 148; “Peuples du Monde, Écoutez-donc!” Cantiques, no. 170, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Ndao handroso hatrany,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 20; “Have I Done Any Good?” Hymns, no. 223, narindran’i Zabriskie, navoakan’i Larice; “Fanahin’ny Ray,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 56, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.
Alahady Tolakandro, 3 Aprily 2011, Fivoriana ho an’ny Daholobe
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring. Vavaka Fanombohana: Loholona José A. Teixeira. Vavaka Famaranana: Loholona Kent D. Watson. Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika ny amboarampeo; Linda Margetts sy Bonnie Goodliffe, mpitendry ôrga: “Je Vis un Ange qui Volait,” Cantiques, no. 7, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “I’m Trying to Be like Jesus,” Children’s Songbook, 78–79, narindran’i Bradford, navoakan’i Nature Sings; “Ndao ry zanaky ny Tompo,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 7; “Ah, Donne-moi Père,” Cantiques, no. 70, narindran’i Staheli, navoakan’i Jackman.
Asabotsy Hariva, 26 Marsa 2011, Fivoriamben’ny Zatovovavy Maneran-tany
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Elaine S. Dalton. Vavaka Fanombohana: Emily Lewis. Vavaka Famaranana: Bethany Wright. Hira nataon’ny amboarampeon’ny Zatovovavy tamin’ireo tsatòkan’ny faritra manodidina an’i Salt Lake City; Merrilee Webb, mpitantana ny amboarampeo; Linda Margetts sy Bonnie Goodliffe, mpitendry ôrga: “An-tendrombohitra,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, faha-59; “Guardians of Virtue,” Strength of Youth Media 2011: We Believe, tsy navoaka, lokangabe: Jessica Hunt; “Velona ilay Mpanavotra Ahy,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 76, nadikan’i Lyon, navoakan’i Jackman harpa: Hannah Cope; “Fototra Mafy Orina,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 12, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.
Fomba Hahazoana Ireo Lahatenin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana
Mba hahazoana ireo lahatenin’ny fihaonamben’ny Fiangonana izay misy amin’ny fiteny maro, dia midira ao amin’ny conference.lds.org. Mifidiana fiteny iray avy eo. Amin’ny ankapobeny roa volana aorian’ny Fihaonamben’ny Fiangonana, dia hita any amin’ny foibe fanapariahana ny horonam-peon’izy ireo.
Hafatra ho an’ny Famangiana sy Fampianarana Isan-tokantrano
Ho an’ny hafatra ho an’ny famangiana sy ny fampianarana isan-tokantrano, dia mba mifidiana lahateny iray izay tena mifanaraka amin’ny zavatra ilain’ireo izay vangianao.
Eo amin’ny fonony
Eo anoloana: Sary nalain’i Weston Colton. Ao ambadika: Sary nalain’i Les Nilsson.
Sary Nandritra ny Fihaonambe
Ireo sary nandritra ny fihaonamben’ny Fiangonana tao Salt Lake City dia nalain’i Craig Dimond, Welden C. Andersen, John Luke, Matthew Reier, Christina Smith, Cody Bell, Les Nilsson, Weston Colton, Sarah Jensen, ary i Derek Israelsen. Ny sary tany Argentine dia nalain’i Marcelino Tossen. Ny sary tany Brésil dia nalain’i Laureni Fochetto, sy i Ana Claudia Souza de Oliveira ary i Veruska Oliveira. Ny sary tany Equateur dia nalain’i Alex Romney. Ny sary tany Allemagne dia nalain’i Mirko Kube. Ny sary tany Jamaïque dia nalain’i Alexia Pommells. Ny sary tany Mexique dia nalain’i Ericka González Lage. Ny sary tany Philippines dia nalain’i Wilmore La Torre. Ny sary tany Portugal dia nalain’i Juliana Oliveira. Ny sary tany Roumanie dia nalain’i Matei Florin. Ny sary tany Slovénie dia nalain’i Ivan Majc. Ny sary tany Afrika Atsimo dia nalain’i Kevin Cooney. Ny sary tany Ukraine dia nalain’i Marina Lukach. Ny sary tany Maryland, Etazonia dia nalain’i Sasha Rose ary ny tany Zambie dia nalain’i Tawanda Maruza.