Sary
Ny bokin’ny fiainanao
Inona no hataonao ao?
Sary
Product Shot from October 2015 Liahona
Mitondra pejy vaovao iray izay hanoratana ny andro tsirairay. Manàna fiainana ka ny pejy tsirairay dia hilaza hoe: “Faly aho fa nanao izany” fa tsy hoe “Tahaka izay aho.”
(Jereo L. Tom Perry, “How to Fill Your Book of Life,” Liahona, feb. 2014, 61.)
SARY NATAON’i Welden C. Andersen, Travis Deming, ARY Cheryl E. Johnson; stock photographs © Hemera/Thinkstock, Photodisc/Thinkstock, ARY iStock/Thinkstock