Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany fanao isaky ny tapa-taona faha-186
Sabotsy hariva, 24 septambra 2016, Fivoriamben’ny vehivavy maneran-tany
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.
Mpitarika: Linda K. Burton.
Vavaka fanokafana: Denise Lindberg.
Vavaka famaranana: Bonnie H. Cordon.
Hira nataon’ny amboarampeo irain’ny Zatovovavy avy amin’ny tsatòkan’i Ogden, Huntsville, sy ny tsatòkan’i Morgan, Utah; Cherilyn Worthen, mpitarika ny hira; Bonnie Goodliffe, mpitendry ôrga: “Arise, O Glorious Zion,” Hymns, no. 40, narindran’i Warby, tsy navoaka; “Si j’écoute avec mon coeur,” DeFord, narindran’i Warby, tsy navoaka; “Fototra mafy orina,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 12, narindran’i Kasen, navoakan’i Jackman; “Velona ilay Mpanavotra ahy,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 76.
Fivoriana sabotsy maraina, 1 ôktôbra 2016, Fivoriana ho an’ny daholobe
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.
Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring.
Vavaka fanokafana: Joy D. Jones.
Vavaka famaranana: Loholona Marcus B. Nash.
Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika ny hira; Andrew Unsworth sy Clay Christiansen, mpitendry ôrga: “Tsara ny asa,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 25; “With Songs of Praise,” Hymns, no. 71; “Misaotra Anao noho ny mpaminany,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 72; “Ry Mpanavotra,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 9; “Take Time to Be Holy,” Longstaff, narindran’i Longhurst, navoakan’i Jackman; “If the Way Be Full of Trial, Weary Not,” Sweney, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.
Fivoriana sabotsy tolakandro, 1 ôktôbra 2016, Fivoriana ho an’ny daholobe
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.
Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf.
Vavaka fanokafana: Loholona Daniel L. Johnson.
Vavaka famaranana: Loholona Allen D. Haynie.
Hira nataon’ny amboarampeo mitambatra avy ao amin’ny Ivontoerana fanofanana misiônera ao Provo; Ryan Eggett sy Elmo Keck, mpitarika ny hira; Linda Margetts sy Bonnie Goodliffe, mpitendry ôrga: “Vavaka voalohany nataon’i Joseph Smith,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 28, narindran’i Kasen, navoakan’i Jackman; “Baptême,” Chants pour les enfants, 54, narindran’i Gates, navoakan’i Jackman; “Appelés à servir,” Cantiques, no. 160; “Ny lalanao no lalako,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 92, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Ô vaillants guerriers d’Israël,” Cantiques, no. 169, narindran’i Schank, tsy navoaka.
Fivoriana sabotsy hariva, 1 ôktôbra 2016, Fivoriamben’ny fisoronana
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.
Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring.
Vavaka fanokafana: Loholona Paul B. Pieper.
Vavaka famaranana: Loholona Bruce D. Porter.
Hira nataon’ny amboarampeo irain’ny Fisoronana Melkizedeka avy amin’ny tsatòkan’i West Valley City sy ny tsatòkan’i Magna, Utah; Kenny Wiser, mpitarika ny hira; Richard Elliott, mpitendry ôrga: “Anciens d’Israël” (Lehilahy), Cantiques, no. 202, narindran’i Spiel, tsy navoaka; “Fitia ao an-tokantrano,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 88, narindran’i Manookin, navoakan’i Jackman; “Mifalia,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 64; “Tu éclaires le chemin,” Cantiques, no. 145, narindran’i Zabriskie, navoakan’ny Holy Sheet Music.
Fivoriana alahady maraina, 2 ôktôbra 2016, Fivoriana ho an’ny daholobe
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.
Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf.
Vavaka fanokafana: Loholona Christoffel Golden.
Vavaka famaranana: Devin G. Durrant.
Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg, mpitarika ny hira; Clay Christiansen sy Richard Elliott, mpitendry ôrga: “Il vit, mon Rédempteur,” Cantiques, no. 72; “In Hymns of Praise,” Hymns, no. 75, narindran’i Wilberg; “On This Day of Joy and Gladness,” Hymns, no. 64, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Zanaky ny Ray aho,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 113; “Mon Père céleste m’aime,” Chants pour les enfants, 16, narindran’i Hofheins sy i Christiansen, tsy navoaka; “Vous, fidèles,” Cantiques, no. 48, narindran’i Wilberg, navoakan’i Oxford.
Fivoriana alahady tolakandro, 2 ôktôbra 2016, Fivoriana ho an’ny daholobe
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson.
Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring.
Vavaka fanokafana: Loholona Enrique R. Falabella.
Vavaka famaranana: Loholona Erich W. Kopischke.
Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika ny hira; Bonnie Goodliffe sy Linda Margetts, mpitendry ôrga: “Lazao ny marina?” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 61, narindran’i Longhurst, navoakan’i Jackman; “Brillante étoile, étoile du matin,” Cantiques, no. 52, narindran’i Wilberg, navoakan’i Jackman; “An-tendrombohitra,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 59; “I’ll Follow Him in Faith,” Perry, narindran’i Murphy, tsy navoaka; “Ndao handroso hatrany,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, lah. 20, narindran’i Elliott.
Fomba ahazoana ireo lahatenin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana
Mba hahazoana ireo lahateny tamin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany amin’ny fiteny maro ao amin’ny Internet dia tsidiho ny conference.lds.org ary misafidiana fiteny iray. Hita amin’ny Application Gospel Library ihany koa ireo lahateny tamin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana. Ireo zavatra mombamomba ny fihaonambe maneran-tany amin’ny endrika azo ampiasain’ireo mpikambana manana fahasembanana dia hita ao amin’ny disability.lds.org.
Hafatra ho an’ny famangiana sy fampianarana isan-tokantrano
Ho an’ny hafatra ho an’ny famangiana sy ny fampianarana isan-tokantrano, dia mba misafidiana lahateny iray izay tena mifanaraka amin’ny zavatra ilain’ireo izay vangianao.
Eo amin’ny fonony
Eo anoloana: Sary nalain’i Ashlee Larsen.
Ao ambadika: Sary nalain’i Ale Borges.
Sary nandritra ny Fihaonambe
Ireo sary tao Salt Lake City dia nalain’i Cody Bell, Ale Borges, Randy Collier, Weston Colton, Nate Edwards, Ashlee Larsen, Leslie Nilsson, Matt Reier, ary Christina Smith; sarin’ny tranobe misy rihana maro tany Alemana, nalain’i Daniel G. Dornelles; sarin’ny fianakavian’i Harriet Uchtdorf sy ireo misiônera, nahazoana lalana tamin’ny fianakaviana Uchtdorf.