Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2020
Ho fampahafantarana ny mpikamban’ny Fiangonana, ny Fiadidiana Voalohany dia namoaka ity tatitra manaraka ity izay momba ny antontan’isa mikasika ny fivoarana sy ny toetoetry ny Fiangonana tamin’ny 31 Desambra 2020.
Rantsan’ny Fiangonana | |
Tsatòka |
3.463 |
Misiôna |
405 |
Distrika |
537 |
Paroasy sy sampana |
31.136 |
Isan’ny mpikamban’ny Fiangonana | |
Totalin’ny isan’ny mpikambana |
16.663.663 |
Isan’ireo zaza vaovao voarakitra |
65.440 |
Mpikambana vaovao |
125.930 |
Misiônera | |
Misiônera amin’ny fotoana feno |
51.819 |
Misiônera mpanao asa soa ho an’ny Fiangonana |
30.527 |
Tempoly | |
Tempoly notokanana nandritra ny taona 2020 (Tempolin’i Durban Afrika Atsimo) |
1 |
Tempoly naverina notokanana tamin’ny taona 2020 |
0 |
Tempoly miasa tamin’ny faran’ny taona |
168 |