“Henoy Izy,” Liahona, Jan. 2023. Henoy Izy SaryI Jesoa mandeha eo ambony rano hankeny amin’ireo sambo “Ary rehefa hitany nitsangantsangana tambonin’ny ranomasina Izy, dia nataony ho matoatoa, ka niantso mafy izy ireo. “Fa izy rehetra samy nahita Azy avokoa, ka dia raiki-tahotra. Ary Izy niteny taminy niaraka tamin’izay ka nanao taminy hoe: Matokia, fa Izaho ihany; aza matahotra.” Marka 6:49–50 Be Not Afraid [Aza matahotra], nataon’i J. Kirk Richards