Janoary 2023 Henoy IzyPeta-drindrina misy haikanto mahafinaritra sy soratra masina. Tonga soa ato amin’ity laharana ityChristy MonsonIlay Fahazavan’izao tontolo izaoFampidirana an’ity laharan-gazetiboky ity sy ilay foto-kevitra miompana amin’ny fitodihana any amin’ny Mpamonjy mba ho loharanom-pahazavana ho antsika. M. Russell BallardIlay Fahazavan’ny fiainanaMampianatra ny maha manan-danja ny fananana ny fahazavan’i Kristy eo amin’ny fiainantsika sy ny fizarana izany amin’ny hafa ny Filoha Ballard. Christy MonsonMiatrika ireo zava-tsarotra ao anatina fifandraisanaNy mpanoratra dia mizara zavatra niainan’ireo mpivady sy ireo fianakaviana nahazo hery handresena ireo olan’izy ireo sy hivoarana ao anatin’izany niaraka tamin’ny fanampian’ny Tompo. Jay GowenFifanakalozan-kevitra manan-danja ataon’ny mpianakavyIreo singa tsotra ilaina izay hitako mba hananana fifanakalozan-kevitra manan-danja dia ny mitia sy mihaino ary miova. Ho an’ny ray aman-drenyNy fianakaviana sy Ilay fahazavan’izao tontolo izaoHevitra ho an’ireo ray aman-dreny mba hanampiana ny zanak’izy ireo hampiasa ny gazetibokin’ny Fiangonana. Tafaorina eto ny FiangonanaAuckland, Nouvelle ZélandeFamariparitana ny fivoaran’ny Fiangonana any Nouvelle Zélande. Fitsipika momba ny fanompoanaManompo miaraka amin’ny fananana fahalalana bebe kokoaIreto misy fomba vitsivitsy izay ahafahan’ny fampivelarana ilay toetra tahaka ny an’i Kristy ho tia fahalalana manampy antsika ao anatin’ny fanompoantsika. Ireo fototry ny filazantsaraMandrakizay ny fianakavianaFitsipika fototra mahakasika ny anjara toeran’ny fianakaviana eo amin’ny drafitr’ Andriamanitra. Fanehoana ny finoanaAgim DedaNy herin’ny ohatra asehoNahatalanjona ny vadiny ny lehilahy iray izay niditra ho mpikamban’ny Fiangonana noho ireo fiovana nataony teo amin’ny fiainany ka nahataona azy hiditra ho mpikambana ao amin’ny Fiangonana koa. Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany Berniz de Los SantosTaiza ianao?Nianatra faharetana sy fitiavana lehibe kokoa ny zatovolahy iray teo am-pikarakarany ny renibeny izay tratran’ny aretina Alzheimer. Alison WoodNy fitenin’ny FanahyNy andian-jatovo tao anatin’ny ekipana mpandihy iray dia nianatra nihira hira iray amin’ny fitenin’ny mpanatrika tany Allemagne izay nihira hira iray ho azy ireo ho setriny, ho fanehoam-pankasitrahana. Samuel KuosmanenNahoana aho no tsy afaka mamela?Lehilahy iray afaka namela olona iray hafa taorian’ny fianarany mahita ilay olona amin’ny fomba ahitan’ny Tompo azy. Ross J. Davidson Jr.Mila eo ianao ho an’ny zanakao lahyLasa navitrika ao am-piangonana ny ray iray taorian’ny tsy nahafahany nanendry ho diakona ny zanany lahy. Tanora tokan-tena sy mpivady vao herotrerony Jenet EricksonMahita ny sori-dalana avy amin’ Andriamanitra ao anatin’ilay fianakavianay “tsy tonga lafatra”Ilay elanelana lalina misy eo amin’ny zava-misy marina tsy tonga lafatra sy ny zavatra tonga lafatra dia manasa antsika hanana fifandraisana lalina amin’i Jesoa Kristy. Breawna P.Herisetra, fananganana, ary fahasitrananaNa inona na inona toe-javatra iainantsika dia misy fanantenana sy fahasitranana ao amin’i Jesoa Kristy. Mitombo taona amim-pahatokianaNorman C. HillRehefa misy aretina mitaiza mahazo antsikaIreto misy sosokevitra mahasoa sy mitondra fanantenana mikasika ny fihetsika aseho rehefa lasa tafiditra ao anatin’ny fiainanao ny aretina mitaiza iray. Avia, hanaraka Ahy Milton CamargoOmano ny tany ara-panahinaoMamporisika antsika Rahalahy Camargo mba hanatona ny Mpamonjy sy hanatsara ny tany ara-panahintsika mba hahafahantsika mandray ny teny rehefa mandalina ny Testamenta Vaovao isika amin’ity taona ity. Inona ny asa nanirahana an’i Kristy sy ny asa fanompoana nataony?Fanampiana ho an’ny fandalinanao ny Lioka 1. Ahoana no ahafahako ho vavolombelon’i Jesoa Kristy?Fanampiana ho an’ny fandalinanao ny Matio 2 sy Lioka 2. Inona no fitahiana azontsika amin’ny alalan’ilay Fahazavan’izao tontolo izao?Fanampiana ho an’ny fandalinanao ny Jaona 1. Amin’ny fomba ahoana ny batisa no hoe maneho fankatoavana?Fanampiana ho an’ny fandalinanao ny Matio 3, Marka 1, ary Lioka 3. Ireo fahagagana nataon’i JesoaAdam C. OlsonRaha afaka manova ny rano ho divay Izy …Fijerena ny zavatra azontsika ianarana avy amin’ny voalohany tamin’ireo fahagagana voarakitra notanterahin’i Jesoa Kristy nandritra ny asa fanompoany teto an-tany. Haikanto maneho tantara ao amin’ny Testamenta VaovaoIlay fahagagana nandritra ilay fampakaram-bady tany KanaHaikanto tsara tarehy maneho tantara mifandray amin’ny soratra masina.