“lay fahagagana nandritra ilay fampakaram-bady tany Kana,” Liahona, Jan. 2023. Haikanto maneho tantara ao amin’ny Testamenta Vaovao Ilay fahagagana nandritra ilay fampakaram-bady tany Kana SaryOlona tao amin’ny fampakaram-bady iray tamin’ny vanim-potoan’ny Testamenta vaovao “Izany no nataon’i Jesoa tao Kana any Galilia ho voaloham-pamantarana, ka nasehony ny voninahiny; ary nino Azy ny mpianany.” Jaona 2:11 The Wedding at Cana [Fampakaram-bady tany Kana], nataon’i Carl Heinrich Bloch