Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, 1 Tantara 21


DJS, 1 Tantara 21:15. Ampitahao amin’ny 1 Tantara 21:15

Nosakanan’ Andriamanitra ny anjely iray tsy handrava an’i Jerosalema.

15 Ary Andriamanitra naniraka anjely hankany Jerosalema handrava azy. Ary naninjitra ny tanany tamin’i Jerosalema ilay anjely mba handravana azy. Ary hoy Andriamanitra tamin’ilay anjely: Aoka izay! Atsaharo ny tananao. Satria raha teo am-pandravana iny izy dia hitan’ny Tompo fa nibebaka tamin’ilay faharatsiana i Isiraely. Noho izany dia nohazonin’ny Tompo ilay anjely izay nandrava raha izy nitsangana teo akaikin’ny famoloan’i Ôrinaona Jesobita iny.