Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, Jeremia 26


DJS, Jeremia 26:13. Ampitahao amin’ny Jeremia 26:13

Tsy manenina ny Tompo; ny olona no manenina.

13 Koa ankehitriny ahitsio ny lalanareo sy ny ataonareo ary ankatoavy ny feon’ny Tompo Andriamanitrareo, dia mibebaka ianareo, ary ny Tompo hampiala ny ratsy izay efa nolazainy hamelezana anareo.

Hamoaka printy