Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, 2 Tantara 18


DJS, 2 Tantara 18:22. Ampitahao amin’ny 2 Tantara 18:22

Tsy mametraka fanahy mandainga eo am-bavan’ireo mpaminany ny Tompo.

22 Koa ankehitriny, indro, efa nahita fanahy mandainga teo am-bavan’ireo mpamin’nyninao ireo ny Tompo, ary ny Tompo dia nilaza loza hanjo anao.

Hamoaka printy