Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, 1 Tesaloniana 4


DJS, 1 Tesaloniana 4:15. Ampitahao amin’ny 1 Tesaloniana 4:15

Ireo olona marina izay velona amin’ny fiavian’ny Tompo dia tsy hanana tombony amin’ireo olona marina efa nodimandry.

15 Fa izao no lazainay aminareo, araka ny tenin’ny Tompo, fa ireo izay velona amin’ny fiavian’ny Tompo dia tsy mba hialoha ireo izay mijanona ambara-piavian’ny Tompo, izay matory.

Hamoaka printy